mitohy ny fety e!!!!!!!!!
101. Valala
(
09/11/2007 04:56)
loza fa tsy nety nandé ny clavier an'i Valala ato
fijo vao maika izy malama ary koa, hi hi hihih surtout amzao matavitavy zao vao maika matanjaka d tsy azo mintsy, mahery manidina be
fijo vao maika izy malama ary koa, hi hi hihih surtout amzao matavitavy zao vao maika matanjaka d tsy azo mintsy, mahery manidina be
103. watafon
(
09/11/2007 08:21)
valala : andraso rahariva za mijery e ! eo @ supermarket ange d mety fa tsy mila miakatra ville e !
ny lojika d refa mihalehibe d mora samborina k !:-D:-D:-*:-*
lo : aza manatsafa lesy an ! :-D:-D:-D:-D andraso fa anontaniako izy e ! d lazaiko anlĂ eo ihany ny valiny e! d nanao ahoana aloha ilay ezaka e ? :-D:-D:-D

104. sasa
(
09/11/2007 10:25)
any izany mihaona d aza adino ny mitondra elo fa ho avy io orana io :-D:-D:-D:-D
105. ari.malala
(
09/11/2007 12:49)
sasa, tsssssss, aza maniry orana kosa indry e, haindry iany ny fatahoranay orana fa zay sira v d:-D:-D:-D:-D
106. la
(
09/11/2007 13:19)
ari.malala>mba sady mamboly hazo aky no mangatsitsika a!! de mba andefaso sary zahay fa tsy afaka e:(:(:( mirary anareo rehetra zay ande amboly hazo mba ahavoly hazo betsaka e!! ialokalofa-tsika refa mandravina hihihi mazotoa daholo an:):)
107. ari.malala
(
09/11/2007 14:15)
la, raha tenako za rery mety afaka niaritra ah, fa le rambo kley anankiroa no ts mahazaka nge eh:) d aza matahotra indry fa hoavy ny sary e, ny paparazzi officiel efa 2 b zao no fantatra fa hoany ko (i avylavitra sy watafon:P) fa ny atahorako ts hahavita hamboly hazo fa varinahaka sary ftsn:P
108. Ralay
(
09/11/2007 14:52)
Mazotoa daholo izay handeha hamboly dia misaotra anareo hamboly misimisy ho an'izay tsy afaka koa.^:^
109. lo
(
09/11/2007 16:48)
watafon : tena mbola miezaka mafy d mafy, fa to we ande ono izy? veloma any aminy rah sendra tsitako izy e