Eritreritra mandalo @ malgache miaraka @ vazaha
1. salmo1
(
23/10/2007 10:34)
rebika:
...Tazako ianao nony taty aoriana niaraka tam'vahiny,
Nahazo "devant" tsy niteny gasy ny harivariva amin'ny dimy,
Hay tokoa moa ka izany no izy amin'ny tany moderina,
Raha sendra azy ka ts'isy devise aleo dia miverina e!
Nankaiza ireo lokaloka fahiny maty momoka angaha izy iny ?
Rovitra angaha ny lamba fitafy dia mivonona ny hampirafy ?
Fa maninona e ?(in5)
Lasa nankaiza tsy hita teo ?
Lasa nankaiza sa tena leo ?
Mangaihay, misentosento :cry:
Very fanahy hitan'ny havako eto.
Raha izay fitia tsy mety ho ritra (l)
Ny ankoatr'izay aiza isika no hahita e ?(in-2)
Vazaha mi-4x4 ihany hono no tian'i rasipa,
Hanambady mahitahita avy any am-pita,:@
Izy no lasalasa, izaho saiky vita!
Vazaha mi-telecel ihany hono tian'i rasipa! (in-2) 8)
Ireny angamba no hafa tsiro tsy dia fahita?
Omena tso-drano ianao aleo samy vita
Samy vita e!
Omena veloma izay tsy tamana
Ny trano bongo tsy azonao ihantana. (in4) :b
Vazaha mi-4x4 ihany no tian'i rasipa,
Vazaha mi-telecel ihany no tian'i rasipa ?
Ireny angamba no hafa tsiro tsy dia fahita,
Omena tso-drano ianao, aleo samy vita.
Samy vita e!
Mety azonareo angamba ny tiany rebika ho lazaina, ka inn no tena bleme am-tsika malgache rehefa misy tafaray amin'ny vahiny:?:
;-)
novalian'i mbaliana ny 24/10/2007 19:38
2. mbaliana
(
23/10/2007 10:44)
salmo1> fa ianao aloha no tokony hamaly.. inn ny blem-nao raha misy sipa mankafy vaza fa tsy gasy? :idea:
4. mbaliana
(
23/10/2007 11:04)
dia ahona no ahalalanao fa misy blem ho an'ny malagasy ny tafaray amin'ny vaza nefa ianao aza tsy manana...
5. salmo1
(
23/10/2007 11:56)
mbaliana!
xxx:http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m471d3370b9a23
sa te hidedaka hoe nahazo vazaha ? Aza mibata entantsy zaka ry petakorona a !
8. sipagasy
(
23/10/2007 14:26)
mmhhh misy raha la terre, ouuups , misy raha la goaika mantsy e! hihih (morse karajia):-D
9. xxx
(
23/10/2007 15:00)
ka inn no tena bleme am-tsika malgache rehefa misy tafaray amin'ny vahiny
inona moa no olana rehefa tsy rasista isika. taididio fotsiny fa maro no efa teo, ary maro koa no nilaza hoe tsy mety, fantaro ny antony fa tsy niteniteny foana akory irney olona ireny.
10. salmo1
(
23/10/2007 15:45)
xxx: ny anao kosa zany fiaraha-monina sy fifandraisana amin'ny hafa na fianakavian'ilay tinao. Mety ho tsara na mety ho ratsy ny fifandraisana @ rafozana na zaodahy na fianakavianao amin'izay tinao any. Misy koa ny gasy samy gasy manana olana tahakizany. Aoka ity resaka ity hivalona any fa efa nande faona.
a+ tsy zany maintsy no tiko hanontaniana amnareo. Asa ra voavalinareo ny fanontaniako de afaka midinidinika isika.
;-)
a+ tsy zany maintsy no tiko hanontaniana amnareo. Asa ra voavalinareo ny fanontaniako de afaka midinidinika isika.
;-)
11. mbaliana
(
23/10/2007 19:24)
mbaliana!
Hoy i xxx:
sa te hidedaka hoe nahazo vazaha ? Aza mibata entantsy zaka ry petakorona a !
salmo> fa inona ny rarahinao ny hafa raha izay no tianao e? tsy maintsy ny gasy rehetra angaha no miteny an'io? misy ny gasy manamabdy vazaha mande tsara ny tokantranony.. nisy gasy nanambady vazaha fa nisaraka... dia ny vavan'ny olona ve no harahina fa tsy ny sitrapon'ny tena.. tsy ny experience ny xxx no arahina fa zay itanao fa mety aminao ihany no atovy
12. xxx
(
23/10/2007 19:47)
xxx:
ka inn no tena bleme am-tsika malgache rehefa misy tafaray amin'ny vahiny
inona moa no olana rehefa tsy rasista isika. taididio fotsiny fa maro no efa teo, ary maro koa no nilaza hoe tsy mety, fantaro ny antony fa tsy niteniteny foana akory irney olona ireny.
tsy marina izany...izaho manambady vazaha efa ho 13 ans izao ary mafy orina tsara mihintsy...mafy fototra...marina fa misy ny olana fa ny fahaizana mandamina azy ihany...na vady gasy na vady vazaha ny vadinao rehefa tsy mahay mitondra dia rava foana ny fiafaràny.
Tsy misy idirany amin'ny hoe manambady vazaha dia tsy mety izany mihintsy.
13. xxx
(
23/10/2007 20:03)
tsy misy olana mihintsy anie hoy aho raha tsy rasista isika e!
maro hoy aho no manambady vazaha, misy amin'ireo mety tsara misy amin'ireo koa manao hoe tsy mety, fanataro noho izany ny antony tsy nampety azy raha ohatra ka tsy nety dia anjaranao indray no maminavina raha olana ainao na tsia ilay zavatra. Raha mety moa dia arahaba soa arahaba tsara.
maro hoy aho no manambady vazaha, misy amin'ireo mety tsara misy amin'ireo koa manao hoe tsy mety, fanataro noho izany ny antony tsy nampety azy raha ohatra ka tsy nety dia anjaranao indray no maminavina raha olana ainao na tsia ilay zavatra. Raha mety moa dia arahaba soa arahaba tsara.
14. xxx
(
23/10/2007 20:06)
mbaliana:betsaka kosa akia ny vevavy maintimainty manambady lelahy vaza fotsifotsy de fosafosainy mpiaramonina sy ny fianakaviany le lelahy vazaha, ny namany koa mifosa, raha tsy oe angamba ndry vevavy mainty malaza be de mino aho fa miadana tsara ny tokantranondry
misy ny gasy manamabdy vazaha mande tsara ny tokantranony.. nisy gasy nanambady vazaha fa nisaraka...
ny lelahy ndray dia tena miadana rehefa samy tia izy sy ny vadiny.
16. tess
(
23/10/2007 21:29)
xxx: matoa nalain'ilay vazà vady ilay sipa gasy mainty mainty tsy malaza be dia tiany izay ary neken'ny fianakaviany..kou rarahin'izy inona izay fosafosa ny mpiara-monina any, fa angah izany hita raha hoe tena tia....:wink: izay ilay hoe aza mihaino sy mivaky loha zé lazain'ny sasany any fa ny fiainanao atao zé mampety azy dia manja sy mandeha foana....
fa angah ny fosa koa mahafaty:wink:
tsy votery hoe mainty malaza be no miadana ampanambadina raha manambady vazà fa raha sendra zé lehilahy tsara sy tia miadana foana:-P
fa angah ny fosa koa mahafaty:wink:
tsy votery hoe mainty malaza be no miadana ampanambadina raha manambady vazà fa raha sendra zé lehilahy tsara sy tia miadana foana:-P
17. mbaliana
(
24/10/2007 19:38)
betsaka kosa akia ny vevavy maintimainty manambady lelahy vaza fotsifotsy de fosafosainy mpiaramonina sy ny fianakaviany le lelahy vazaha, ny namany koa mifosa, raha tsy oe angamba ndry vevavy mainty malaza be de mino aho fa miadana tsara ny tokantranondry
mety misy io fa tsy izy rehetra.... misy koa anie io na samy vaza fotsy2 na samy mainty no mifanambady e.... tsy ilaozan'ny mpialona ny tany fa raha izany no hampiemotra tsy hahavita na inona na inona mihitsy ianao ao amin'ny fiainanao ...ny important dia mahay mifanaratsaina ny mpivady na samy fotsy na samy mainty na fotsy sy mainty...