MILA FANAMPIANA
1. xxx
(
22/10/2007 09:34)
Slt daholo!
Niaraka tamin'ny sipa 17 ans zah ny mai 2006 ary herinandro niarahana dia nilaza tamiko izy fa efa mitia olon-kafa fa aleo minamana saingy tonga dia tsy nasiko sira izy. Ankehitriny nifamerina izahay ny
vola septembre.Nanontaniko izy raha mbola virjiny na tsia. Nilaza izy fa ny faha 12 ans no nanao rapport izy ka mpnofa tranon-dry zareo no namaky nefa ny filazany hoe vao natsofok'ilay bandy ny filahiny dia nahare narary ny sipa ary tsy tafalentika tsara ka vao hitan'ilay bandy fa narary izy dia avy nalan'ilay bandy ny filahiny ary ny sipa nitsoaka nilaza izy fa tsy nsy mouvement va et vient toy ireny
film ireny. MBOLA VIERGE VE IO SIPA IO ARAKA NY ERITRERITRAREO SA TSIA? TE HISARAKA AMINY ZAH RAHA ZAY NO FANDEHANY HOE TSY IZY TSONY IZY.

novalian'i Katsumi ny 25/12/2007 20:04
2. salmo1
(
22/10/2007 09:54)
:-D:-D
Ary tam lay sipa 13, 14, 15, 16 ans nga tsy mba nanao rapport maintsy:lol::?:
De zao kou: misy zaza bdb mitsidika ato fa mba hataovy maontina lay frazy lisany! hihi:@

3. booboo
(
22/10/2007 09:55)
pfffff...
ento @ gynéco dia asaivo tenenin'i gynéco anao hoe rovitra ve lay hymen-ny sa tsia. Dia aza rarahiana hoe "humiliation" ho an'lé vhv zany sa tsia
re-pffffff na vierge izy na tsy vierge, mampihena ny fomba fampiasany ny ati-dohany zany sa naha-lasa gaigy tsara hanaterana azy ary @ 18 sa maninn ? re-re-pfffffff

4. la
(
22/10/2007 10:18)
xxx>:?::?::?::?: ajanony izy refa mapisalasala fa tsy ho afaka ao andohanao zany fanotanina zany, sady zao ny fitiavna manarona fahotana maro, na boka io na kilemaina refa TIA enao de zay, tsy nanotany izany akory.
SAINO TSARA E!! ANAO NY SAFIDY:idea::idea:=((

5. simplex
(
22/10/2007 10:23)
:-D:-D:-D
misy hevitra 2:
* theoriquement refa rovitra le zavatra dia tsy virja intsony izay.
* pratiquement indray ngefany, vao tafiditra dia niala. Otran'ny tsy mikaonty ihany. Adihevitra be hoe azo lazaina ve fa efa nijery spectale tao @ palais de sport ve sa tsia ra toa ka vao navidy billet, tafiditra ny vavahady ivelany mety hoe niditra tao @ le salle de spectacle mintsy aza fa vao tafiditra dia nivoaka fa tsy nijery akory... asa, samy manana ny heviny.
fa le hoe
mety hoe safidy ny an'la fa tsy manakivy an'la za fa zaran'la aza mba mi-virja izy fa ahiako tsy ahita otr'zay tsony ela :°):-P:@:@ sao dia misozy be eo nefa avy eo sipa "in mou le fiteny azy? :°)" no azo :°):):{:{:{

xxx:maratra ambo-po????:P
TE HISARAKA AMINY ZAH RAHA ZAY NO FANDEHANY HOE TSY IZY TSONY IZY.
mety hoe safidy ny an'la fa tsy manakivy an'la za fa zaran'la aza mba mi-virja izy fa ahiako tsy ahita otr'zay tsony ela :°):-P:@:@ sao dia misozy be eo nefa avy eo sipa "in mou le fiteny azy? :°)" no azo :°):):{:{:{
6. salmo1
(
22/10/2007 10:25)
simplex: havelao lery amzao, fa am-zao fotoana zao, sarotra vao mahita sipa virja 18 ans :-D
7. Kwasi
(
22/10/2007 14:03)
Raha manahirana lesy dia verifieo a. Zavatra tsy dia sarotra ange izany e. Sady nareo izany efa miresaka an'le izy ihany. Teneno izy hoe ao ary jerena zany na marina na diso, dia hitan'gah eo ny pasiny. Raha manaiky moa izy dia efa misy 51% izay ny chance, fa raha tsy mety kosa izy na mialaala pa dia sur fa efa tsy any tsony zany.
8. sakaizakely
(
22/10/2007 15:36)
booboo:
re-pffffff na vierge izy na tsy vierge, mampihena ny fomba fampiasany ny ati-dohany zany sa naha-lasa gaigy tsara hanaterana azy ary @ 18 sa maninn ? re-re-pfffffff
eka ouz :-D:-D:-D:-D:-D:-D
mitady tsy misy ranamana
9. soanja
(
23/10/2007 04:41)
Mila amboarina kely angamba ny sain'ny tovolahy Malagasy vitsivutsy na maromaro momba ny fahavirjiniana.
Inona no tombony azonao tovolahy Malagasy raha ianao no nanala ny fahavirjiniana eo amin'ny zavavy iray?
Eto aho dia hilaza aminao fa maharary be io asa voalohany io na amin'ny lahy na vavy. Ela vao hita ny fahafinaretana ka tsy dia misy loatra ny hoe foatoana tsara na fahafinaterana safonoka eo.
Matetika dia tsy lasa vadinao le zavavy fa any ankafa izy hahita tsirony lavitra noho ianao nisahirana taminy. Satria nahoana?
Efa nalalaka ny lalana ary ny tsirom-pitiavana no tadiaviny any aminao fa tsy ny fahatsapana fa hananao fahefana izy na hoe ahoana? Efa mivoatra ny toetsaina amin'izao fotoana fa tsy azo amin'izany fanambaniana izany intsony ny zavavay gasy.
Andramo anie!
Izy no hampandrangiraingy anao! Ianao hijaly fa hialona. IZY TAFITA!
Rehefa tia dia mahita na lavaka mangitsokitsoka aza! Good Luck!

10. la
(
23/10/2007 05:16)
Kwasi> fa nga mila verifiena toy izany koa ny olona? fitiavana no resahina fa tsy hoe misy aretina ve? de avy eo vita ze ilana azy de ialana le zanak'olona a? sode mba tsy mety kosa zany?
xxx> zao e! refa mapisalasala wa de ajanony fa aza milalao olona zany.Ny tsy azoko aminareo lelà de zao: miady ery mitady sipa vièrge nefa ny atao tsy hita,ka zao ra mbola tsy niaraka tamin'ny olona enao de aza miaraka amin'ny sipa mampisalasala zany fa vo be amizany enao!! marina e!! avelao izy eny, na niditra be io na tsy niditra be efa nisy naika iditra zany nefa enao mbola ao tsara de avelao izy!!
Zah aloha mandrisika we misarà aminy e!! enao mbola "MADIO BE" io ve iaraka amin'ny olona efa nisy "NISAFOSAFO"8O8O:roll::roll::idea::idea::?::?::)

11. rakaroka
(
23/10/2007 05:38)
enao mbola "MADIO BE" io ve iaraka amin'ny olona efa nisy "NISAFOSAFO"8O8O:roll::roll::idea::idea::?::?::)[/quote]
^:^^:^^:^ Tena marina : Asa ry reto izay anjely latsaka an-tany:roll::roll::roll:8O8O8O8O
12. isalo
(
23/10/2007 09:44)
Miarahaba ny be sy ny maro !
Tsy omeko tsiny lery ny antony tsy vitsy ny vehivavy no tsy manadino mintsy ny 1ier amour-ny. Ao @'ny tanana izao misy razoky manambady saingy vehivavy tsy virjiny no novadiny ary io vehivavy io dia miresaka @'ny anabaviko foana hoe tena sambatra hono izy raha ilay 1ier amour-ny no vadiny nefa anie ilay vadiny tena tia azy sady hendry no debrouillard be @'ny fiainana e.Ny fitantarany dia hoe ny 1ier amour-ny no niala taminy ary ny tena enjana be ary tsy fatatro hoe iza amintsika lehilahy fa tsindry aloka no ataon'ilay 1ier amour-n'io vehivavy io an'ilay razoky izay namako be hoe 'IZAHO NO NAMAKY AZY KA TSY NAREO MIHINTSY NO HAFAFA IZANY AO AN-TSAINA,MBA HAMPIENAKO NY FANGIRIFIRINA AO AM-PONY NO HIAONANAY FA TSY MISY NA INONA NA INONA'iza no mahazaka izany mba lazao hoe. Zah alou tsy te ho eo @'ilay toerana fa ny ahy vao hitako fa nadio ny vadiko no nanao firaisana tamiko tonga dia novadiko teo anatrehan'Andriamanitra na dia sahirana ara-bola ary zah.
Hiresaka kely momba ny virginité isika.
Tsy ny hymen rovitra na tsy rovitra no hamaritana ny vehivavy hoe virjiny na tsia.Fomba maro no mety aharovitra an'io na dia tsy nidirana penis aza.TSY VIRJINY NY VEHIVAVY IRAY RAHA TOA KA EFA NIDIRANA PENIS NY VAGIN-NY.VIRJINY NY TOVOVAVY IRAY RAHA TOA KA TSY NIDIRANA PENIS NY VAGIN-NY NA DIA ROVITRA ARY NY HYMEN.
:)CONSEIL.
1/ HANONTANIO IZY FA SAO TAO AORINANY NISARAHANAREO EFA NANAO FIRAISANA IZY FA MATAHOTRA NY HISARAHANAO SATRIA IZY NO NIALA TAMINAO TAMIN'NY IANAREO NIARAKA NY MEY 2006.
2/ MATOA IANAO MANONTANY AZY DIA VIRJINY IZY TAMINAREO NIARAKA VOALOHANY SATRIA LOGIQUE BE ZANY TSY MAINTSY NANONTANY KOA MANTSY IANAO TAMIN'IZANY ARY NY VALINY MBOLA LOGIQUE BE KOA HOE VIRJINY IZY
NAVERINAO NY FANONTANINA FA NOVALINY AMIN'NY FOMBA HAFA MBA TSY HANOMEZANAO TSINY HOE MBOLA ZAZA LOATRA IZY TAMIN'IZAY FA NY TENA MARINA TAO ANELANELAN'NY NIARAHANAREO VOALOHANY (MEY 2006) SY IZAO DIA EFA NANAO RAPPORT IZY.NANAIKY NY HIVERENANAO IZY SATRIA SY VIRJINY INTSONY NY ATONY IANAO NO FARA FANANTENANY SATRIA FATANY FA TIA AZY IANAO T@'IZY NIALA TAMINAO.
3/FARANY TSY TIAKO ITO CONSEIL FARANY ITO NEFA ASAIKO ATAONAO : MANGATAHA RAPPORT AMINY EO NO ALALANAO NY MARINA.NY AHAFATATRANAO HOE VIRJINY IZY REHEFA MANAO RAPPORT NAREO DIA JEREO NY ATTITUDE-NY RAHA TOA IRENY VEHIVAVY EFA NANAO RAPPORT IRENY (ORGASME,NY ATAONY AMINAO,...SNS) FA RAHA NY HYMEN ROVITRA TSY AZO HITSARANA AZY.
3/TAFIDITRA NY PENIS RAHA TOA EFA TAFIDITRA ILAY LOHANY OHATRAN'NY CALOTTE PoLAIRE INY.
DIA MAHEREZA ARY AKINO AMIN'ANDRIAMANITRA NY FIAINANANA E.
ZOKY BE ISALO ANTSIRABE.

13. imaitsoanala
(
24/10/2007 22:52)
na virja io na tsia refa tinlà iz d zay no zava dehibe
ra elà ary no bandy tiny njinja sady hanaja anla izy d aona?
sady aza tsaraina am PASSE-ny ny oul ray
ra ela v le panofa trano d aona no naton'là
ela koa v mba virja sa tsia
na manova am oul kafa aloha d afak ny fonlà
ref tinlà iz d zay e

14. xxx
(
25/10/2007 09:09)
=))=))o^oo^o:snif::snif:=((=((
DE ZAY ZANY HONO KOAAA! MILAY KOSA ANGEH ILAY HOE SIPA VIRJINY NO MIAKARA NY ALITARA E! DIA MBA KOFA VIRJINY KOA NO MIAKATRA ENY AMBONY ALITARA.DE NAREO VEHIVAVY ISIKA VEHIVAVY MANTSY E MBA HAJAO NY FAHADIOVANA E DE MAIZA MANAO TSIA FA IZAHAY LEHILAHY ,OADRAY RY ZAREO LEHILAHY MANTSY E DIA VETA2 LOATRA KA NY VADINAREO OADRAY NY VADINTSIKA MANTSY E ANY AORINA NO MIHINANA NY SISAN'NY HAFA. INONA NO MAHASAMY HAFA IRETO:
VEHIVAVY MPIVARONTENA :evil::evil::evil:
VEHIVAVY TSY VIRJINY:twisted::twisted:
VEHIVAVY VIRJINY:):)

15. xxx
(
25/10/2007 09:30)
Misaotra eeee!=))=))=))=))
Zah ihany ilay miaraka t@'ilay sipa 17 ans
Misy misaina ihany kay ny sasany amintsika a! saingy ao koa ny sasany jamban'ny fitiavana consequence:snif::snif::snif:
Ao ny sasany manambany vehivavy solafaka consequence ^:^^:^^:^
NY MBA ANY CONSEIL MAFINARITRA DIA ITO :
18 ans io vehivavy miaraka amiko io am zao ary nifanao dina izahay fa hifanaja ary hitazona ny fahadiovany zah mandrapahavitan'ny fianarany.
Simba ny sainy satria izy efa nieritreritra hoe tsy izy intsony rehefa nanadiady azy ny tenako dia nilaza taminy fa devoir tsy vita ny an'ilay mpanofa trano ka misaora enao an'Andriamanitra.
C'EST JUSTE UNE SIMULATION
MBA MATOTRA NAREO SASANY REHEFA MANOME HEVITRA E!

16. la
(
25/10/2007 10:07)
xxx> tsara kosa zany an=D=D=D=D de tazony atramin'ny farany ze dina natao, mahaiza fifankatia, mifanaja, mifandefitra...de aza adi ny mi-inviter anay amin'ny mariazy e!!^:^:):)
17. xxx
(
26/10/2007 09:09)
la:
xxx> tsara kosa zany an=D=D=D=D de tazony atramin'ny farany ze dina natao, mahaiza fifankatia, mifanaja, mifandefitra...de aza adi ny mi-inviter anay amin'ny mariazy e!!^:^:):)
:lol::lol:tsa adino twa e! ilaina ihany ny simulation @ fiainana mba hijerena reaction-ny olon sasany tsy vahaolana izany fisarahana teneninao teo aloha:-o:-o ary tsy nieritreritra izany MINTS ZAH teo fa matoa zah niverina t@'ny tiako izy zay, ary izy ary toa tia be loatra noho izany hanokatra ady hevitra vao2 zah fa mba jereo. TSY OLANA IO NA KOA SIMULATION.
HISAORANAY MITSAM IANAO LA
18. la
(
26/10/2007 10:08)
xxx>tsisy fisorana ka mba tinay ho eno eto fotsiny ze fiafarany de mba mila invitation mariazinareo zah:lol::lol::lol: sa aona????
Ny natongana niteny we misarà de "noheveriko" fa otran le lelah sasany enao mitady ze tsara indrindra efa tsy afaka ny anome ze tsara indrindra!!:idea::idea: mazotoa de mahereza e!!=D=D=D fenoy :*:* sy :-*:-* er fotoana ahafahana miaraka =D=D=D

19. Katsumi
(
25/12/2007 20:04)
Raha raka ny hevitro tsy virj tsony zany sypa zany na de simulation ary io !ao anaty ny simulation anao misy ra sa tsia aloha e?!ra tsissy de mety mbola izy izy.Faharoa raha ohatra de tinao le sypa de mijanona aminy ianao kanefa ra te tsy tantin'ny sainao de ajanono any!!!