na tsy misokatra aza
1. rantonyaina
(
22/10/2007 06:37)
mba mangataka tononkira azafady.
lé hirain'i sitraka sy hanintsoa iny fa hiran'i voanio lé izy
merci o
2. koutou
(
22/10/2007 08:13)
namana eto dago ihany ka! iangavina ianareo namana rehetra izay manana ilay tononkiran'i Black Jakc's hoe"
satria ianao handeha ", mba hanome ahy io tononkira io fa :roll:nande izy! tsy hita é!:arrow: fisaorana mitafotafo é!
3. titihh
(
29/10/2007 14:15)
Na tsy hisokatra aza,ny vavanao miteny
Ny masonao milaza , ny fo-ko no manjeny
............
( lapitso ndray ny tohiny;dé amizay toi mba mandalondalo matetika eto :p )
4. tovokely
(
02/11/2007 11:38)
"Ny masonao" no titre-n'io, jereo ao @ tononkira fa misy ao io. Ny Voanio no mpihira azy.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0462