toroy hevitra
22. Robert
(
19/10/2007 15:36)
De inona ny handehanana any ampiangonana raha izany hisaraka izany no hatao.
Ka mety izany anie no safidin'Andriamanitra...
Izay natambatr'Atra aoka tsy hosarahan'olombelona..
Ampio ry ise ny finoana, de mivavaha mafy fa sao resiny fakam-panahy..
Ka mety izany anie no safidin'Andriamanitra...
Izay natambatr'Atra aoka tsy hosarahan'olombelona..
Ampio ry ise ny finoana, de mivavaha mafy fa sao resiny fakam-panahy..
23. mirabel
(
19/10/2007 16:18)
sitlo:
Nandinika kely aho aloha, dia avy eo nandinika indray, dia nandinika indray.
Farany aho miteny hoe: sao dia izy no tokony hisaraka amin'ialahy?
tena ny anao no marina
ry nikopol vao misy blème dia ny hanipy zanak'olona no ao andoha fa menatra ny kristianina namana, tsy azo atokisana ange ianao izany e !!!!!:twisted:
24. simplex
(
19/10/2007 21:08)
k tsy fidiny hoazy nge le zavatra mitranga e. Mety efa niezaka mafy izy niala nenina nanao izay tratry ny heriny fa tsisy vokany.
Ny tena atahorako dia tsisy garentie tany @ le RAD hoe mande tsara doly ny @ io zanany io. Mety tsy hahazo ho-rembourser-ny ra tsy voavaotrany :roll::lol:8)8)
25. potsyrennes
(
19/10/2007 21:55)
Marina tsy tena ataony nikopol entambarotra mihitsy ny vehivavy zany.Zay ve lay tena atao hoe fitiavana?Tsy mety kosa e.
26. marindra
(
19/10/2007 23:56)
Fa mba lehilahy ihany ny tena ary manomboka mavesatra ny mason’ny olona amin’ilay tsy fananana taranaka, indrindra fa ireo mpiara miangona.
tena mampime:-D:-D:-D:-D:-D:-D
27. koffman
(
20/10/2007 06:34)
nikopol, sao de enao marina ary no momba kle; sao de tokony nareo roa no mitsabo tena; sa nahabevohoka zanak'olona tany enao de tianao hialàna izy? "aza atositosika hoah ny ondry botry ...."
Rah tena izy marina no momba, ka tena tianao izy de ampio izy e, mampalahelo ne l'ty izy zany e, fa tsy hoe momba izy de atsipin'lah, vao 1 taona???? mbola tsy nisasaka ny lalana e, aza mora kivy.
Rah tena izy marina no momba, ka tena tianao izy de ampio izy e, mampalahelo ne l'ty izy zany e, fa tsy hoe momba izy de atsipin'lah, vao 1 taona???? mbola tsy nisasaka ny lalana e, aza mora kivy.
28. apache
(
20/10/2007 08:50)
Efa niala nenina ve anefa ianareo? ataovy aloha ny ala-nenina fa aza malaky kivy ôtr'izany!
dia mba manainga ny mpisera rehetra koa mba hitondra am-bavaka ny blemn'izy mivady ireo. okay daholo.
dia mba manainga ny mpisera rehetra koa mba hitondra am-bavaka ny blemn'izy mivady ireo. okay daholo.
29. Aino
(
20/10/2007 10:40)
niko ka sendra kosa de olana avy @ nareo roa ilay izy fa tsy avy amin'i irery!!:-w
30. vivi
(
20/10/2007 18:27)
tsy mazava @ko ny maha kristianina anao raha izany kosa no toe-tsainao ka ! sady mampalahelo ahy ny toetranao no ontsa ny vadinao zà , vao misy fitsapana kely d efa dehors ilay ramatoa, sady tsy fantatra koa na ianao no tsy miteraka fa tonga d tora-bato ny hafa , sady mbola manao toetran'ilay gasy we ny fijeriny hafa no zava-dehibe fa tsy ny fiananao sy ny fahasambaranareo 2, inona no raharahana anizay hafa any , izy angaha no anomé vola na anomé solution anao rehefa misy probleme , ary raha ianao indray moa no ts miteraka d himpitsihan'ilay ramatoa d ahoan? Aza mba tia tena e! ary aza mba ampidirina ao koa ny fiangonana fa lasa manimba ny image ny olona Kristianina ! , sady matoa tsy tateraka izany mbola tsy mahasoa anareo ! zay no lahatra ! , ary maninona koa raha tsy manangan-jaza e! , betsaka ny solution fa tsy izao fisarahana zao ! , mbola aleoko aza ianao mitsotra we tsy tiako intsony i madama d hisaraka zà , fa tsy mody milaza we tsy miteraka izy d hosarahako ! , c trop nul, miala tsiny indrindra fa malahelo b zà noho izahako vhv , mahereza è! ary mivavaha mafy mba afaka ny devoly
31. xxx
(
21/10/2007 07:37)
manaova fizahana any amin'ny mpitsabo sao avy aminao no tsy mampiteraka anareo, ny tohiny ianareo mivady iany mahalala azy ,fa samy manana ny heviny ny tsirairay eto amin'ny forum
32. tywa68
(
21/10/2007 09:03)
niko : mbola tianao ve ilay vadinao sa tsia ? :°)
Tsy voatery hisy zaza anie au bout d'un an e fa aza atao an'eritreritra loatra fa zay koa no tsy mampipetraka azy !
Tsy voatery hisy zaza anie au bout d'un an e fa aza atao an'eritreritra loatra fa zay koa no tsy mampipetraka azy !
34. melody
(
21/10/2007 11:58)
sao dia mazoto minana silgoma izy? na bombo?
ireny zavatra mamimamy ireny ony tsy mampiteraka kanou
honohono fotsiny izany ry simplex a
Mpandefa : sitlo
Nandinika kely aho aloha, dia avy eo nandinika indray, dia nandinika indray.
Farany aho miteny hoe: sao dia izy no tokony hisaraka amin'ialahy?
miombo-kevitra @ sitlo
Nikopol: vao herintaona ve d hasiana blem sahady:-P
35. naughtyboy
(
21/10/2007 12:25)
mapalelo nareo mitsam fa nga tsy mbo nanao fizahana tany @ doko pre-nuptiale kalo talohany
nivady de efa voavaly atsasany @ olana nefa tsy mbola tara na izany aza,efa betsaka ihany mantsy ny fandrosoana @ siansa mamaha reny olana reny
nivady de efa voavaly atsasany @ olana nefa tsy mbola tara na izany aza,efa betsaka ihany mantsy ny fandrosoana @ siansa mamaha reny olana reny
37. naughtyboy
(
25/10/2007 20:28)
nahazo oul akaiky b anah ny toejavatra otran'io de manao fizahana akaiky any dokotera no fanafany aveo tsaboina zay azo tsaboina:-P
38. melody
(
26/10/2007 22:02)
miankina kosa hoe aiza no misy azy, aty dago tô tsy hisy izany ary na misy aza tô vola be ihany.
Manarak'izany, vao nivady 1taona mahery kely fotsiny ve izy dia hieritreritra ny hisaraka satria hoe tsy mety bevohoka ilay madama? Misy ary ny olona aman-taonany firy mbola tsisy zaza fa miandry ary mifanohana raha mbola ao ilay fitiavana... ny any nikopol tena tsssss