FAHAVENDRANANA malagasy !!!!

1. tsaramaso ( 19/10/2007 09:22)
"Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana"

tsleeeee !!!!! aiza aty ny tsikalakalam-bola fa ento any ny tsikalakalam-piahavananareo le !!!!! tsssssss !!!!! de iza ndray no sahy hilaza fa mbola hitsikalakalam-pihavanana amin'i tsaramaso ?????!!!! hahahahahaha !!!! taiza ndray no mbola nisy kaonty nitongilana ka tsy nampiady ????!!!

very tsikalakalam-bola => very tsikalakalam-pihavanana !!!!! Tsisy aleo sy toy izay zany !!!!!!!
novalian'i xxx ny 28/11/2007 00:47
2. xxx ( 19/10/2007 11:11)
Marina ny anao, tena tsy misy izany fa mody hoe izaosy izao fa aleo tsy misy toy izay mana-dratsy eto e!
3. tsaramaso ( 19/10/2007 12:29)
Fa iza no milaza an'i xxx fa tsy marina zany e ???!!!!

Marina fa matahotra ny vendrana isany daƓly de tsisy sahy miteny !!!!!! Ze mba miteny tsy miseho !!!!!! tsssss !!!!!

Gasy mpetsaravelatsihy isany !!!!
4. sitlo ( 19/10/2007 12:55)
Vakio "Ny sikajin'i dadabe" raha tia hahalala bebe koakoa ny momba an'io.
5. princesseN ( 19/10/2007 14:53)
sur'e!vola tsy ampy ariary folo aza mampivazavaza ko!essy ee!:!::!::!:
6. xxx ( 28/11/2007 00:47)
Ny olona manana ny Fahendrena , dia mitandro hatrany ny tsikalakalam-pihavanana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8297