XXX
31. salmo1
(
18/10/2007 18:59)
Misaotra e! Mahafinaritra daholo ianareo zany sady tsy misy fahavoazana. Fa hendry tsara daholo.
34. xxx
(
18/10/2007 19:18)
Ny xxx dia natao mba hiarovana ny tena amin'ireo izay mora entimpo sy mbola tery saina na fahavalon'ny liberté d'expréssion ka tsy manatsaina afatsy ny hanao vanzansa isaky ny tenenina ny marina momba azy.
fa tsy natao ilalaovana tsy akory. :twisted:
fa tsy natao ilalaovana tsy akory. :twisted:
