dactylographie

1. Aino ( 16/10/2007 15:56)
mba mora tamin'areo ve ny nianatra azy io, indrindra fa le tsy mahazo mijery ambany ny maso fa eo @ ecrer ihany.
2. ikaretsaka ( 16/10/2007 17:10)
le rehefa miova claviers no lasa mahakamo be amin'io mandra pahazatra indray.
le qwerty lasa azerty, miampy ny . sy ny õ sy ny ß sy ny accents isankarazany
3. sipagasy ( 16/10/2007 19:06)
tena tsy mbola mahay e!!! izoa mitsimpona akory izao hihihhi:oops:
4. kally ( 17/10/2007 06:32)
Apetraka tsara ny tanana @ voalohany dia mety foana io sady tonga dia tsy mahazo mijery fa ny hato-tanana aloha dia vizaka sady marary tsara amin'ny voalohany e!
5. tywa68 ( 17/10/2007 07:17)
Aino : sarotra be io tsy mijery clavier io fa zah koa d mitsipona ohatran'ny sipagasy :lol:
6. Aino ( 17/10/2007 07:47)
izaho ato tena sahirana mihintsy Manao anizy io fa miezaka ny tsy mijery ihany aloha indraindray saingy misy diso faona na koa izay tokony ho soratana ahoriana faona no lasa aloha!!!
7. kally ( 17/10/2007 09:21)
Manaova sary tanana miaraka @ clavier hoe ity rantsana ity manketo dia iny sary tanana iny apetaka eo akaiky eo, fa ny clavier takonana fa mety io.Raha vao mijery dia tsy mety mihitsy fa lasa za-dratsy fa raha vao mahavita tsy mijery am-boalohany dia mety foana amin'izay.
8. booboo ( 17/10/2007 10:22)
Nenà t@ ireny machine à ecrire ireny klou no nianarako voalohany, sady @ iny heno tsara hoe manaraka rythme ny rantsana rehefa "mitendry". Maharary tokoa aloha ny hato-tanana @ voalohany e !

Dia rehefa voafehy tsara ilay fomba "fikapoka" ny raha dia zay vao nivadika.

Dia ilay mpampianatra anà t@ zany sadika be (efa lasan-ko razana) fa rehefa diso na tsy manaraka rythme dia dorany @ sigara ny tanana...

Ny fanaovana majuscule ihany ny ahy hatr@ zao no sisa hijereko clavier ...


9. Aino ( 17/10/2007 15:35)
za zao vao manomboka mizatra manoratra tsy mijery.
10. ikaretsaka ( 17/10/2007 16:26)
aminay tsy mety ilay izy fa ny clavier anay tanana ilany ihany rehefa mampiasa iphone..:-D
11. ari.malala ( 25/10/2007 12:00)
ts d sarotra ky ry Aino a! misy logiciel zay, télécharger na am internet, pctap (nenà version demos 10 min par jour) fa manampy bdb! fa marina le voalaza ao ambony ao we tonga d en position ny tanana d amzay ts very mints ndry, courage e!
12. aloalo ( 30/10/2007 20:54)
efa manao frappe aveugle dia raha te hi répérer ny touche, dia misy otrany relief kely eo @ fanondro anankiroa dia tonga dia hitanao ny F (@ havia) sy ny J (@ havanana). Ny repère @ chiffres indray dia eo @ 5.

araka ny tenin'i ari io dia io pctap io tsara b, misy loko karazany @ ratsa tanana dia mora kokoa no mitendry azy. dia mémoriser na ilay izy d lasa mande ho azy.

@ azerty ihany io fa vao miova clavier dia fanina !:-D
13. ari.malala ( 31/10/2007 11:49)
ary raha tsy nandinika ah ts nahamarika ilay repère notenenin'i aloalo a! hihih! misaotra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4774