tsiperofero

1. soanja ( 14/10/2007 05:35)
Hono hoa mba misy afaka manome ahy ny fanazavana momba io sakay i ve eto azafady? Misy anarany amin'nyz avaha ve de misy mivarotra ve ao Frantsa na toeran-kafa. Afaka hafarana amin'ny au Zoma ve io sa tsia sns sns
Inona avy no sakafo azo andrahoana miaraka amin'io ary inona avy no mety aretina mety sitran'io raha toa ka misy izany.
Misaotra betsaka mialoha.
ps: tiako ny sakay voatoto misy tsiperofero saingy ao Fianarantsoa ihany no mba ninanako azy ao Mada.
novalian'i soanja ny 09/11/2007 03:52
2. jefra ( 14/10/2007 08:15)
Poivre vert no tsiferofero.
3. jefra ( 14/10/2007 08:22)
Efa avy mamaly aho vo mahita ny anaran'ny mpanontany.Elaela (l):-*:-*:-*
Mampamangy am zandry lahy ao.
4. soanja ( 14/10/2007 13:55)
jefra:

Efa avy mamaly aho vo mahita ny anaran'ny mpanontany.Elaela (l):-*:-*:-*
Mampamangy am zandry lahy ao.

Saotra roa Jefra!
Ka le izy ve zany otazany izy mbola miantso iny no maha-poivre vert azy de totoany sa hafa mihitsy ilay poivre tonga aty antsoina hoe black pepper satria efa maina? Misy amidy amin'ny tavoahangy kely ihany mantsy izy aty mbola maintso iny ry Jefra. De mety hanome tsiro toy le any Fianara ve?

Alao fa lazaiko an'i zandrilahinao ny hafatra an. :-*:-*(l):-*:-*
5. diamondra27 ( 14/10/2007 15:46)
Soanja: mandalo miserana de nahita an'ity fa mbola maika

ny tsiperifery ny tena izy raha ny fahazoako azy dia baie des ômes no anarany @ teny frantsay.
Misy couleur isankarazany ao anatin'ilay tavoahangy kely iny ary tena tsirina tsiperifery ilay izy.

Zay fa de ataovy tsara ny saosy miaraka @io e! miam miam

6. xxx ( 14/10/2007 16:03)
voatsiperifery=baie-rose

http://images.google.fr/images?q=baie+des+roses&svnum=10&um=1&hl=fr&start=20&sa=N&ndsp=20
http://images.google.fr/imgres?imgurl=http://razafimalala.free.fr/Recette/baie_rose02.jpg&imgrefurl=http://razafimalala.free.fr/Recette/sakaybaholy.htm&h=480&w=640&sz=60&hl=fr&start=34&um=1&tbnid=GJBdDF7uiLOQwM:&tbnh=103&tbnw=137&prev=/images%3Fq%3Dbaie%2Bdes%2Broses%26start%3D20%26ndsp%3D20%26svnum%3D10%26um%3D1%26hl%3Dfr%26sa%3DN
7. mangabe ( 14/10/2007 17:09)
Non fosika daholo ny anareo...ny tsiperofero diua tsy mitovy amin'ny baie rose...baie rose mantso dia karazana poivre saingy cuielli à maturité.
Ny tsiperifero kosa dia poivre de si-chuan noho anarany eto Frantsa. Ireo boutique asiatique ireny noho mivarotra azy!
Sary:
http://www.flickr.com/photos/9837565@N03/1570092581/
8. diamondra27 ( 15/10/2007 06:45)
mangabe: baies des îles le izy fa tsy baie rose ka, samy hafa daholo ireo poivre vert, poivre blanc, baie rose sy ny baies des îles

misy efa vita any @ le tavoahangy kely ireny le izy amidy any @ supermarché.

9. soanja ( 15/10/2007 15:51)
Ka iza marina izany no tena izy?
ndraso fa hividy any amin'ny mangazay zah raha misy an'ireo aty. Ny hany tadidiko dia tena miafara amin'ny "o" le any Fiarana ny anarany, teny hoe tsiperifero fa asa anefa ny malagasy ofisialy.
Ny sinoa aty aminay toa tsy be zavatra toy ny anareo any an. Sambatra ihany nareo marina! :-*:-*:-*:-*
10. diamondra27 ( 16/10/2007 05:43)
Soanja: tsy voatery any @ sinoa no misy an'io fa hitako tany @ supermarché

le teny gasy tokoa aloha samy manana ny accent-ny e!hafa ny fiteny malagasy ofisialy de hafa ny fiteny any @ sisintany fa zavatra iray ihany no ambara
11. mangabe ( 16/10/2007 10:15)
diamondra27:

mangabe: baies des îles le izy fa tsy baie rose ka, samy hafa daholo ireo poivre vert, poivre blanc, baie rose sy ny baies des îles

misy efa vita any @ le tavoahangy kely ireny le izy amidy any @ supermarché.

Ka izany mihintsiny wa! Ny sary ao ambony (poivatra menamena io) dia baie rose io fa tsy tsiperofero. Io noho ampiasana miaraka amin'ny poivatra blanc sy mainty dia atoa hoe mélange trois poivres. Ny tsiperofero kosa dia zavatra afa mihintsiny. Menamena na orange rehefa mûr sady misy tahony. Raha mamimamy ny baie rose ny tsiperofero kosa dia masikasika otrany poivatra saingy tsy mitovy. Poivre de si-chuan wa ny anarany eto .
porofo afa.
Na koa eto
Tsy miteny izaho hoe fosika ny any diamondra27, saingy ilay varotana ao anaty tavohangy any Dago amin'ny teninao dia tsiperofero lena ny anay kosa nefa tsiperofero maina!
Momba ny poivre kosa dia
jereo eto.
Momba ny baie rose
12. soanja ( 16/10/2007 12:48)
mangabe:

Mivarotra an'io zany ianareo? ao fa hotsidihako io site io de hitako tsara izay atao.
Diams> tsy misy an'io alha aty aminay fa capers no misy aty aminay sy green peppercorns ary ny hafa tsy mitarehy tsiperofero mihitsy. Saingy aleo jereko tsara e. :-*:-*:-*

13. mandrindra ( 16/10/2007 14:59)
miombokevitra amin'i mangabe aho, ary zanthoxylum no anarana hafa ahitana azy ankoatry ny poivre de si-chuan
14. soanja ( 17/10/2007 09:36)
Misaotra antsika nanome hevitra teto an. :-*:-*
15. Kwasi ( 18/10/2007 16:24)
Tsiperifery dia avy @ teny alemana hoe Pfeffer (poivre no dikany).

Izaho indray ry zareo dia manao hoe:

Tsiperifery = Schinus terebinthifolius
Pink pepper no fiantso azy io eto aminay.

mandrindra> miasa sur Zanthoxylum aho izao fa tsy misy itovizany @ tsiperifery ilay izy surtout ny arome. Azonao omena ve ny nom d'espece n'io lazainao fa tsiperifery io, fa hoatry ny tena ilaiko, merci:wink:
16. booboo ( 18/10/2007 16:46)
Kwasi > :-D inona aby zany teny bizarroïdes zany lé ? nenà babaorhum matsirus no haiko :°).
17. tywa68 ( 18/10/2007 17:45)
booboo : sinus hono :-P
18. ikaretsaka ( 22/10/2007 20:38)
mangala vaoniny rehefa any @ tanana dia amboleo ao anaty pot.. fa mora maniry kely ireny.. fa taille-na tsara fotsiny..
rehefa mamony sy mamoa hivadika ho menamena fotsiny izy no manentoento izay ka misy oron' olona tsy mahazaka ny fofony
19. boubounezy ( 08/11/2007 21:11)
za alou tena ty b anio ry soanja atao @ sakay fa mantra b mintsy sakay pilokely no tô tsara afangaro azy io:miam::b
20. soanja ( 09/11/2007 03:52)
Manafatra avy any Dago ihany alo zao no vahaolana fa mbola tsy mahita anle izy aho hatraminzao.
Raha mahita njy de mba andefaso zah na aneritreritra fosn aza o.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.863