sarobidy

21. sarobidy ( 18/10/2007 06:20)
tess: le toerana notsirihintsika alohan'ny hody iny nge zany e!:)

diams: efa sambo hafa ndray zao no ao, jereo nge ny blog-ko any am sary faraparany e!

I tess ary retsy tsy nankany am bord de la mer akory fa tany am manda beach ngambany, matawatra panendaka ono ee=))

22. diamondra27 ( 18/10/2007 17:11)
:-D:-D:-D

inon aza 'ty?
fa aiza doly ny garde du corps tsy navoakan-dry kosa.
Ka toa io foana no hita ao rouge et noir koa.
23. sarobidy ( 19/10/2007 06:29)
rouge et noir :-w :-w :-w haiiiiiiiiii zay vo kôpy a, aty aminay nge ki ka misy PANADABOKA zany ko fa tsy vitan'ny hoe panendaka e =)):-D
24. diamondra27 ( 19/10/2007 13:23)
F'angah mbola misy foana le tarikan'ny "bandy 40 lahy", efa t@ 99 reny no nisy an'io mpampihorohoro no ataony @ alina de raha vao mvoaka hono ndry we de anazy.

Sa tsy reo le izy?

F'angah tsy efa may ny essence doly ny mpanendaka e! taloha nge raha vao misy olona tahaka an'reny de tsy mila fitsarana fa ataondry zalahy fitsarana populaire de dorana vive le olona refa tratra ambodiomby e!
25. sarobidy ( 22/10/2007 08:21)
tsss ny lasantsy aza efa lafo b ko, fa ny bandy 40lahy efa tsy d misy f vitsivitsy ry zareo d efa tsy azo atao tsony ny mande mikotrana rery eny amorondranomasina fa amboarindry lerony hono e:-P
26. andryrabe ( 30/10/2007 15:52)
na tara loatra aza de soratako ihany ny fiarahabako sarobidy a.
de ho tratry ny tsingerintaona marobe eee.
bizzz be fa tsy manana cadeau za.
rehefa mihaona manao misimisy e.
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
27. sarobidy ( 31/10/2007 08:50)
hihihi tsy maninona fa mbola volana oktobra iany nge tsika zao e, na mbola t@ erintaona ary a nerabainao faly fôna²
Am manaraka eee, am manaraka ndray :-*^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6304