Ravalomanana ;prix nobel de PETS

1. tezitra ( 13/10/2007 16:21)
-Car il pet plus haut que son cul
-il pete le plomb souvent
-Et c'est un petard mouillé
novalian'i Jeankely ny 23/10/2007 07:08
2. simplex ( 13/10/2007 17:42)

d tsy menatra ve i toi na miteny an'zao fotsiny aza :)
3. pissoa ( 13/10/2007 17:49)
:-D:-D:-D
4. potaline ( 13/10/2007 18:00)
:D samia matanty e!
5. malalatinasoa ( 14/10/2007 04:56)
:-D:-D:-D:-D c'est a peter de rire :lol::lol::lol:
6. lanto ( 14/10/2007 07:26)
petahiny eo :-D :-D
7. tywa68 ( 14/10/2007 07:56)
lanto :-D:-D:lol:
8. ronaldo09 ( 14/10/2007 13:30)
Aza atao an'izany izy ty ratezitra filoham-pirenena ange izy e!
9. rabaradaka ( 15/10/2007 06:38)
Io ange dadatoa no nolazaiko hoe tsy rabaradaka irery no miteniteny foanan fa ity iray ity kosa tena tsy izy, mba sérieux dadatoa a, Ravalomanana ange ka be mpiaro ato e, sady nampiakariny 15% ndray ny jiro. Hilazako zavatra nareo amin'ny manaraka.
10. diamondra27 ( 15/10/2007 07:34)
de ahoana tezitra @ity, mba omeo koms zahay fa tena tsy maharaka sy tsy mahita ny any an-toerana any e!
http://fr.youtube.com/watch?v=ItQivbBSicM
11. Jeankely ( 16/10/2007 03:07)
Tena rariny raha lafo vidy ny DIAMONDRA. Ok
12. diamondra27 ( 16/10/2007 05:40)
:-D:-D:-D
tsy ekena ve? =))=))=))
13. fijo ( 16/10/2007 20:39)
manantena aho fa hijanona teo amin'ny propa io hira io an.
marina nyan'i ronaldo.na tsy tiana aza izy,hajao fa filohampirenena.
isika mahagaga fa tsy mba mahay manavaka ny olona sy ny asany.
raha narary ratsiraka be ny nifaly.aza hadino,fa na tsy tia azy aza isika,dia olona efa nisolotena antsika iny.ka mila haja.amin'izay asany izay.
toa izny koa ity ravalo ity.maro ny tsy tia.safidy io,fa mba mianara manaja na izany aza
14. dibbah ( 18/10/2007 03:33)
sa petin'Ikalamavony
15. Jeankely ( 18/10/2007 07:27)
Lai pet eeee!
16. fijo ( 18/10/2007 19:31)
efa pety ny fonja izao ka.
17. Jeankely ( 19/10/2007 05:05)
Nianaran'i tezitra ny fanontaniana napetrako aminy hoe aiza ny Nobel Prize-ny. Tsara rehefa manarak'efa ny trondro velona.
18. hajasoatiana ( 22/10/2007 19:32)
Ravalomanana aza tsy tezitra ka inona ary no mahatezitra anareo an'izany e?
Mba pet aza no nosoratan'ny olona teo fa tsy zavatra hafa.
19. Jeankely ( 23/10/2007 07:08)
Aza ampitovizina mihintsy ny efa lasa sy nametraka tantara sy ny olona mbola miasa. Ny fantatry ny Malagasy dia tsy nisy nahomby ny filoha lasa na iray aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0863