Izay kely nananany no nesorina taminy.
21. niryna
(
17/10/2007 04:16)
tsiafoi1:
Rehefa manolotra ho an'Andriamanitra dia tokony ho ao an-tsaina foana we FANKASITRAHANA SY FANATITRA, tsy ampahafirin'izay efa nomanin'Andriamanitra ho antsika zay omentsika azy; Fa raha izay no toen-tsaina sy toe-po enti-manolotra ho an'Andriamanitra de hanome mihoatra ny 1/10 aza isika. De hanome be izay mangataka amintsika isika; De ho foana ny mpangataka ary ny Fiangonan'Andriamanitra tsy hangataka intsony fa manana ny ampy aza.
=D=D io ry ika misy milaza ihany koa ny tiako ho tenenina .
22. niryna
(
17/10/2007 04:22)
ikaretsaka:
ilay momba ny fahasoavana na ny asa no hamonjena antsika dia misy mifanipaka be mihitsy ny ao amin'i baiboly ka iza no inoana, izay nolazain'i Jesoa sy i Jakoba sa i[url-http://baiboly.katolika.org/boky/Galata/2/16] Paoly:wink:[/url]?
aleoko kosa i jesoa aloha raha izaho e:D
angaha tsy i Paoly no niteny an'iny?
tsy mifanipaka ireo amiko fa mifameno,efa misy fanazavana maro any ka tsy averiko intsony.
Finoana no namonjena antsika....Tsy misy fanampiny ,tsy misy analana.
Raha tsy mampitombo ny finoana isika dia namany maty:arrow:io ilay resaka asa fa tsy hoe i ranona nanao asa fanasoavana ,ny asa fanasoavana dia tsy ahavonjy antsika fa ny finoana irery ihany.
Ahoana ny fanoharana nataon'i kristy tamin'ilay mpanan-karena? Efa nataony daholo izay rehetra,ka inona no tokony ataony mba ahatonga azy ahazo ny fanjakan'ny lanitra? Mandehana hoy kristy amidio ny fanananao dia omeo ny malahelo. Nanjonitra izy ary dia lasa tsy niverina intsony.
23. niryna
(
17/10/2007 04:24)
fijo:
za kosa tsy hanome ny nisasarako hoany izany an.aoka le,
Tsy maninona izany ka izay fantatrao fa mahasoa ny tenanao ataovy .Samy mikatsaka ny mahasoa daholo ny tsirairay sady nomen'Atra safidy ihany koa.
24. Rasiligaoma
(
17/10/2007 05:13)
dia iza no inoana tokoa ry niryna, i Paoly sa i Jakoba sa i Jesosy:
Raha jereko manko ny liens nomen'ika dia izao:
Matio 19
16 Ary indro nisy olona anankiray nanatona ka nilaza taminy hoe: Ry Mpampianatra tsara ô, inona no tsara hataoko hahazoako ny fiainana mandrakizay? 17 Dia hoy izy namaly azy: Ahoana ary no iantsoanao ahy hoe tsara? Iray ihany no tsara, dia Andriamanitra; ka raha te-hiditra any amin'ny fiainana hianao, tandremo ny didy. ---> miasa @ fitandremana ny didy
Jaona 6
51 Izaho no mofo velona izay nidina avy any an-danitra: 52 raha misy mihinana ity mofo ity dia ho velona mandrakizay izy
55 Izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako no manana ny fiainana mandrakizay; ary izaho hanangana azy amin'ny farandro. 56 Fa tena fihinana ny nofoko, ary tena fisotro ny rako. 57,
--->mihinana ny nofony sy midotro ny rany
Jakoba 1
20 Fa moa te-hiaiky va hianao, ry olom-poana, fa tsy vanona ny finoana tsy omban'asa? 21 Moa tsy ny asa va no nanamarinana an'i Abrahama razantsika, tamin'izy nanolotra an'Isaaka zanany teo ambinin'ny otely? 22 Hitanao fa niara-nanao ny finoana sy ny asany; ary ny asa aza no nahatontosa ny finoany. . 24 Hitanao amin'izany fa hamarinina amin'ny asa ny olona, fa tsy amin'ny finoana fotsiny ihany. 25 Toy izany koa Rahaba, vehivavy janga; moa tsy nohamarinina tamin'ny asa va izy, dia tamin'ny nandraisany an'ireo irak'i Josoe, sy nampandehanany azy tamin'ny làlan-kafa? 26 Toy ny ahafatesan'ny vatana tsy misy fanahy no ahafatesan'ny finoana tsy omban'asa koa.
--->miasa koa
fa tsy minomino foana

25. niryna
(
17/10/2007 16:29)
Rasiligaoma:

Kristy no hinoana ka.Niantso ny rainy izy fony izy tonga nofo,izay no nahatonga azy niteny hoe ny raiko izay naniraka ahy...na koa hoe raiko o,esory amiko ity kapoaka mangidy ity,kanefa aoka tsy ny sitrapoko no ho tanteraka fa ny sitraponao(satria izy nirahin'Atra ho tonga nofo sy ra tahaka antsika )
misaotra rasily a.Application an'ilay finoana no dikan'ny asa eto fa tsy hoe andao isika anao an'izao.Misaotra anao fa io fanazavana farany io no hitondrako azy.Nirahin'Atra hitondra ny zanany atao sorona i Abrahama ary dia nandeha nanatanteraka ilay asa nampanaovin'Atra azy izy avy tamin'ny alalan'ny finoany an'Atra.
:-*:-* Mazava aminao amin'izay?
28. Rasiligaoma
(
18/10/2007 06:02)
dia ny tenin'i kristy izany arahina: hoy i Kristy ry niryna hoe: tandremo ny didy, miasa, mihinana ny vatana sy ra-ny (tena teniny io raha tena kristianina ianao), ary @ asa no hamarinina,sy ho avotana fa tsy mino fotsiny akory dia marina
na i Paoly aza niasa sy nisambodika nony taty aoriana anie : nahavita ny fihazakazahany--->izany hoe ny asany izy
fa tsy hoe nino izy dia izay!

29. niryna
(
19/10/2007 04:40)

Inona moa ity asa lazainao sy ika lava ity ?
niryna:
Mormonism inona izany? Misy olana lehibe ao @ finoana io !
Nihaino toriteny aho androany dia nisy olona izay mormonism hono izy no niala.Ka toy izao no fitantarany:
Ny mormonims na mormon hono dia :
- Mino ny fanambadiana maro (polygamy-polygamie) kanefa voarara ao anatin'ny baiboly izany.
Izany Joseph izay mpiratika fivavahana mormon izany fahiny hono nanana vady 35 ary nafenina ilay izy ka taty aoriana izy niteny hoe Abrahama koa nanana vadikely
-Dia ny famonjena dia tsy avy amin'ny finoana an'i Kristy irery fa avy amin'ny asa.Izay mifanohitra amin'ny finoana an'i kristy.
EFESIANA 2
8 Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra;
9 tsy avy amin'ny asa, fandrao hisy hirehareha.
Tsy anasorana ,tsy analana,finoana an'i kristy fotsiny fa tsy misy resaka asa mihitsy.
mitovy ny rafitra mormon koa izany ny rafitry ny finoanareo raha izany?
30. niryna
(
19/10/2007 04:58)
Aleo ary haveriko kely ry Rasily sy Ika no dikan'izany teny hoe finoana tsy arahan'asa dia naman'ny maty.
Tsy miasa hoe miasa mba ahazo vola na hoe hiasa hamelomana vady aman-janaka no dikan'ny asa eto.
Asa tian'i kristy ho tenenina eto dia ny fitoriana ny filazantsara avy amin'ny alalan'ny zavatra maro:fampianarana sekoly alahady,fiarahana mivavaka,famakiana ny tenin'Atra dia ny baiboly izay lazain'ny sasany fa tsy ilaina ny mamaky sy mitadidy ny teny ao na manao tsianjery,ny fanampiana izay endrika rehetra hanatanterahana ny fitoriana ny tenin'Atra.
Izay no atao hoe kolokoloina ilay finoana mba tsy ho faty,fa tsy hoe asa arahana ara-bakiteny.
Ny tadiavin'Atra amintsika fotsiny dia ny finoana an'i Kristy.....Tsy misy tombony tsy misy fanampiny.Mino Azy isika,nomeny fahasoavana maimaipoana dia ny famonjena izany.
Faith in Jesus Christ is God's requirement for receiving His free gift of salvation.....
Ny finoana dia izay hekentsika ny momba an'i Kristy avy eo no mitarika antsika hanaraka izay ,ny antony hinoantsika Azy ary avy eo ny fontsika dia lasa matoky Azy ka manaraka Azy,manaiky Azy ho Tompo sy Mpanavotra. Izay ilay izy,tsy misy asa izany .Io aloha no tanjona voalohany dia avy eo mikolokolo ilay finoana.Tsy aiko raha mazava aminareo roalahy amin'izany.
Raha tsy mazava moa fa samy mianatra isika dia mamaky baiboly ary mangataha amin'Atra ny hanomezany ny hevin'izany hoe finoana an'i Kristy fotsiny dia efa mahavonjy antsika.
ROMANA 5
21 mba ho tahaka ny nanjakan'ny ota tao amin'ny fahafatesana no hanjakan'ny fahasoavana kosa amin'ny fahamarinana ho fiainana mandrakizay amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika.