Andeh Tuléar ndray za io dia iza no mety ho hita any

1. nirijimka ( 12/10/2007 06:51)
zao zany e! ny 21 au 28 zao za any Tuléar dia milaza mialoha indray ho an'ireo izay namana any sy ireo izay mety ho any @ io fa hisy revy indray @ "angisy " any @ io! lolll ô lety ra-pata a, elha ve tsy efa any indray @ io e! ... "angisy 50 000 fmg be zao no tsaky @ io an! "loll
novalian'i fijo ny 17/10/2007 20:23
2. ravatorano ( 12/10/2007 06:57)
maninona raha ahemotra amin ny decembre dia miaraka e
za amizany vao makany raha sitrapon'ny deba hihihihi
3. lo ( 12/10/2007 07:33)
aleo nov, amzany za no congés d afaka mikisaka kely
4. avana ( 12/10/2007 09:34)
za ts ho any fa itondray tantely lé am tavoangy 2L :-D
5. sasa ( 12/10/2007 10:00)
nirijimka mazotoa elah fa za tsy afaka mihetsika mintsy e!
6. ravatorano ( 12/10/2007 10:37)
7. ari.malala ( 12/10/2007 11:28)
ts afaka amzany za fa itondrana voan-dalana ooo
8. tywa68 ( 12/10/2007 18:36)
nirijimka : ny anah sary no angatahiko eto e :-D

avana : 2L v ho ampy ? :-D

ari : f'angah njy rehefa mangataka voandalana d tena mahazo foana ? :-D:-D
9. fijo ( 12/10/2007 19:24)
mangataka kosa klo ko.

asio sary atsimo ao tokoa letsy e
10. ikaretsaka ( 14/10/2007 12:34)
galioka be galioka be...
aleo @ herintaona le
11. Man ( 14/10/2007 13:43)
Inn kou za no ataon'le kisoalahy ty any Tuléar?????
12. nirijimka ( 15/10/2007 06:03)
avana
13. fijo ( 16/10/2007 20:19)
aza miteny hoe tsy misy appareil letsy fa ataovy hoe tsy misy palikula an
14. nirijimka ( 17/10/2007 09:02)
fijo
15. lo ( 17/10/2007 09:55)
o lety ry nix a, i jaya ono handeh any, miala aty zomà na sabotsy izy zay fa antsoy lery
16. fijo ( 17/10/2007 20:23)
inona indray letia ity sary mampisarabady ity an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3731