gitara guitare> mba asivo blog malagasy momba an'io eh
1. rnjp
(
11/10/2007 10:49)
Izao ve no tsy maharaka sa tsy misy olona mahay mampianatra guitare eto @ tokotany be ; izaho aloha tsy mahay fa mba tia hianatra nefa tsy mahay teny frantsay ihany koa dia tsy misy mahay mampianatra an'io fitaovan'ny namana io ve!? misaotra an'i Hery sahady amin'ny fanentanana ny olona!
novalian'i tsaramaso ny 12/10/2007 16:11
3. rapala
(
11/10/2007 16:04)
izaho koa vao mianatra gitara, ka mitady chord-na gitara @ hira malagasy izay manana na mahalala, misaotra e!!!!
4. lehilahytsyresy
(
11/10/2007 17:57)
:roll:Momba an'ireo accords-na hitra Malagasy:
rehefa mijery tonon-kira ato amin' ny Serasera ianao dia clickeo eo amin' ilay option hoe "Tondrom-peo rehetra", fa ho hitanao ao ny accords rehetra efa voatahiry ato amin' ny Serasera.
:DMomba ny fampianarana gitara guitare kosa, dia afaka manome soso-kevitra ho an' i lehilahytsyresy (http://lehilahytsyresy.blaogy.com) ianao, fa vonona izy hanao izay mety.

5. xxx
(
11/10/2007 18:06)
Misy an'ito lahatsoratra ito koa ao amin'ny tahiry, mety ho azonao resahina ireo namolavola azy. :lol:
6. Papoose
(
11/10/2007 20:29)
za ko mba te hianatra fa aiza no mora hianarana?? ny ahy na mamaky note aza tsy haiko
7. simplex
(
11/10/2007 21:18)
mafinaritra: http://bp0.blogger.com/_4XXB5p02ikY/RtXBIRVMJFI/AAAAAAAAAA0/TUw6RBXN9HM/s1600-h/image.jpg
8. rnjp
(
12/10/2007 09:08)
hay maro ihany isika no liana amin'io taranja io, o ry zareo nomena na manana talenta รด, SAMBATRA NY MANOME NOHO NY MANDRAY mba omeo zahay fa tena tsy mahay eh:oops::oops::oops::oops::lol: