ny ao antsain'ny lhl

1. xxx ( 10/10/2007 08:58)
novalian'i dibbah ny 18/10/2007 03:44
2. simplex ( 10/10/2007 11:46)

vody + hazo = vodin-kazo

teny gasy mazava tsara :)
3. salmo1 ( 10/10/2007 11:51)
De maninn?

Vodikazo anie io e! :b:b

xxx: hazavaiko amnao tsara.

Ny lhl misy karazany:

1 - Ra bandy mietsiketsika, manana akama vhv bdb, a+ ledala manana sipa ihany kou. Mino aho fa tsy io maintsy no antsain'ny ledala fa mba zavatra hafa maintsy.

2- Ny lhl normal, rehefa miresaka am vhv, tsy oe: tonga de hande handinika ny fitombenan'lay vhv akory, fa mba resaka normal mande tsara, tahakany miresaka am bandy ihany no ao aneritreritra, fa saingy ny vhv koa mila asina importan kely noho ny bandy,,, satry hafa le oe miresaka am-sipa.

3- Ny ao antsain'ny xxx ihany zao io vodikazo io, fa tsy ny ao antsain'ny lhl akory.
4. naughtyboy ( 10/10/2007 17:15)
mbola 3 reo voalazany salmo reo fa misy firy ny lhl eto amboniny de zarao oe individual izy reny de mazava:°)ty misy sekire lazaiko anao momba an'io aza misikotra sekire ny lhl fa aleo ijanona sekire sao bedy:D
5. menalamba ( 10/10/2007 19:57)
xxx:




Ny tao an-tsaiko izao dia hoe ,toy izao izany no nahatonga ilay anaran-tanana iray any Ambatondrazaka hoe"Vodiala" ..:-P:°)
6. naughtyboy ( 10/10/2007 20:10)
any vodiala ve isy lanezy le:°):-Dsa kosa mety efa nisy hazo otran'io tany ambatondrazaka
7. simplex ( 10/10/2007 20:59)

ny andr'i naughty moa lanezy ndray no hitany kou aiza ary tsssssssssssss :roll::lol:

:b:b:b
8. Herimiafina ( 10/10/2007 21:18)
Inona re ny fanazavana ara-tsiantifika ny amin'io zavatra roa mivoitra io e? :-w:@
9. naughtyboy ( 11/10/2007 08:52)
simplex:-Dle oh.faharoa salmo ao aloha ao no sokajy
misy anah simpliest no sady naughtiest fa tsy simplex =simple and complex toa anao de iny no itako voloany:-D eritreritro ihany kalo zany e:D
10. Jeankely ( 17/10/2007 07:36)
Ilay kambana roa sy tokana mafy io ka
11. dibbah ( 18/10/2007 03:44)
hazo mitarehy fitombenana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1812