ny andriamanitr'i Bush
21. cutie
(
11/10/2007 17:18)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 11-10-2007 00:04:12
Lohateny : Re : ny andriamanitr'i Bush
prime> Ny silamo no mety voaresaka matetika tao fa ny tenin'i Bush dia tena fijangajangana lehibe hoe:
"whether they be Muslim, Christian, or any other religion, prays to the same God".
tokony tsy ho same fa one :-D
22. fijo
(
11/10/2007 20:34)
io ary fa hikorotana sahady ianareo momba ilay andriamanitra.misy ve lery io e,ary raha misy firy no isany????de iza avy no hitsara hono amin'ny farany???samy hitsara ny azy ve?silamo tsarain'ny allah,kristianina tsarain'i god,jiosy tsarain'i jehovah,sekta voatsara ety an tany
23. cutie
(
11/10/2007 21:32)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 11-10-2007 22:34:20
Lohateny : Re : ny andriamanitr'i Bush
io ary fa hikorotana sahady ianareo momba ilay andriamanitra.misy ve lery io e,ary raha misy firy no isany????de iza avy no hitsara hono amin'ny farany???samy hitsara ny azy ve?silamo tsarain'ny allah,kristianina tsarain'i god,jiosy tsarain'i jehovah,sekta voatsara ety an tany
:-D:-D:-D:-D
1 ihany ka
samy manana ny famaritany azy fotsiny:-D
24. ikaretsaka
(
11/10/2007 23:25)
cutie> ka misy tsy manaiky ilay famaritan'ny hafa fa ny azy ihany dia ny azy foana..
na dia averina in'100ato aza ny porofo samihafa momba ilay andriamanitra sy ny fomba finoan'ilay olona iny Andriamatria iny
Ny bottom line dia hoe same same samy mino, samy miteny hoe misy Andriamanitra ao, fa ny fijeriny sy ny fombany no samihafa
sarotra ihany ny mi deal @ ilay "right wing freako christian" ry cutie an rehefa "you sit at the head of the bird":wink:

25. Herimiafina
(
12/10/2007 02:50)
Tena rehefa nandinika ny tenin'i Bush marina dia ohatry ny miteny izy hoe iray ihany Andriamanitra ka tokony hanaiky ny finoana samihafa isika.
Rehefa dinihina lalina anefa dia ny "fanompoantsampy" koa izany dia finoana, ka noho izany tokony hekena koa ve?:^):-w

26. cutie
(
12/10/2007 02:56)
sarotra ihany ny mi deal @ ilay "right wing freako christian" ry cutie an rehefa "you sit at the head of the bird"
samia mandinin-tena :-D:-D:-D:-D:-D
27. ikaretsaka
(
12/10/2007 02:56)
rehefa noraisiko ambony ambany dia misy ny manafangaro ny hoe "finoana" sy ny hoe "fomba fivavaka"
dia izay no fototry ny fifandirana ato
dia izay no fototry ny fifandirana ato
30. deric
(
12/10/2007 13:44)
[quote=ikaretsaka]
1) zanatany Romanina aby iny faritra rehetra iny ka lasa ni deplace niakandrefana any @ renivohitry ny romanina ry zareo apostoly (Piera sns) ary tao izy no natao maritiry! \'ny andron\'i Piera, na ny tany andrefana (Roma0 na ny tany Antsinanana (Jerosalema) dia i piera sy izay notendreny ho dimbiny no nekena fa mpiandry voalohan\'ny fiangonana.
Dia nandeha ny Konsilin\'i Nicea (taona 325)
Tsy misy afaka fa samy sekta avokoa na katoplika, na protastanta, na silamo, na... Diniho sy zavatra arahin'ny katolika amin'izao fotoana; tsy mitovy amin'ny nataon'i Piera sy apostoly voalohany niaraka taminy ange ireo e!
Ny fiangonana Notarihin'i Mosesy no fiangonana voalohany indrindra fa sekta avokoa ny taorian'izay na an'iza na an'iza.

32. ikaretsaka
(
12/10/2007 18:28)
deric, ny maha samihafa ny sectes sy ny religions sao hafangaro
Ny atao oe religion
dia raha niala t@ jiosy ny kristianina ohatra dia zavatra hafa mihitsy ny ninoany ( ny naha Andriamanitra an'i kristy) ka!
Toy izany koa ny Silamo
Fa ny hoe sektes: dia ohatra hoe ny Tanin'anandrano niala t@ FJKM, Jesosy ihany no samy inoan'ireo fa secte, (=section) ry zareo---> donc sectes.. fa raha zavatra hafa mihitsy no ninoany dia lasa religion indray izy!

33. Herimiafina
(
12/10/2007 18:53)
Ny ahy izao dia tena ilay teny hoe "finoana" mihintsy no tsy azoko, satria ny finoana dia tsy fiangonana fa any amin'ny tsirairay toa ny zava-maniry irayu mila kolokoloina.
Raha misy manontany hoe inona ny finoanao, dia misy mamaly hoe:
-Mino an'i Jesoa ho Andriamanitra, miangona amin'ny FJKM....
-Mino an'i kelimalaza, miangona eny Fenoarivo Ambohijafy ohatra....
Ka eo indrindra no mipetraka ilay tsy fifankazahon-dresaka! :^)

34. ikaretsaka
(
12/10/2007 19:11)
dia io ilay hoe samihafa ny religion sy ny sekta:
-raha hoe samy mino an'i Jesoa ho Andriamanitra nefa ny 1 ny ao @ Rhema moa ny 1 any @ MRE dia sekta izay.
-Raha hoe samy mino an'Ikelimalaza fa ny 1 any Atsahadinta no manasina moa ny 1 any Ambondrombe dia sekta izay
-Fa raha hoe ny 1 Mino an'i Allah de ny 1 mino an'i Kelimalaza dia samy religion izay
---> Raha zavatra 1 no inoanao dia tokony hoe iray ianao fa tsy misampana bedebe:
Raha mino an'ikelimalaza ianao ohatra ka lazaina hoe any Ambohimanambola no manasina dia izay izany.
Raha mino an'i Allah ianao ka voalaza hoe mila makany la meque dia izay izany
Raha mino an'i JK ianao ka lazaina hoe Piera sy ny any Roma no nipoiran'io religion mino an'i JK io dia izay izany!

35. fijo
(
12/10/2007 20:38)
herimiafina an,ny "fanompoan tsampy" koa finoana ka.aza hadino,fa ny tsy finoana koa anie ka finoana e