fomba fiteny
21. fijo
(
11/10/2007 20:42)
izay mihintsy,tsara ny mampianatra azy ny tsara,fa tsy voatery hoe ao anaty finoana.izay no laviko
22. rabilabila
(
11/10/2007 21:26)
ouf!!! Inona ary ity litania be etsy ambony ity . Ka ny "civilization "n-dry niryna vao 2000 ans niaraka tamin'i jesosy , ary 3000ans niaraka tamin'i Moise .Nefa ny hominidés efa nisy ouhhhh!!!!! efa elabe : Efa nanana organisation sosialy ,efa nametraka lalàna hampety ny fiaraha-monina .
Efa firy taona moa izao no nisy ny "soratra " ry niryna . Ianao ary ambadika ary milaza hoe ndeha mankany amin'ny musée sns ,ka ndao ary rahavako ,dia ndeha mba jereo ny tantaran'ny zanak'olombelona .Raha tsy hoe "musée de la création " ihany no atao hoe musée .
Inona no fantatr'i niryna amin'ny momba anay ? tsy misy ?
Donk zegny rahavana niryna ,tsy dia milamina loatra ilay fatsarantsaràna .Adinon'i niryna ilay efa voasoratra ( ao amin'ny toko sy andininy aiza moa ilay misy resaka mitsara....? ao amin'i Matio angamba izy izay raha tsy diso ny tenanay ) misy manambara manao hoe : iray! roa! telo! "aza mitsara mba tsy hotsaraina ianareo" :lol:

23. rabilabila
(
11/10/2007 21:31)
Izao lazain'i niryna izao dia tsy hoe miteniteny foana fotsiny fa tena :" INSULTE A L'INTELLIGENCE"