Fomba fianarana

1. salmo1 ( 09/10/2007 11:09)
Iza no tinareo?

Mianatra any an-trano de rehefa tonga examen, de manala fanadinana any antsekoly fotsiny sa...

Mianatra any ampianarana ihany de ôtran-le tam T1 sy T2 ireny ihany.

(asa, ra mazava ny fanontaniako)

Mpianatra mianatra eny am Univercidad, na Sekoly Superior no ihany hanontaniako.
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 05:12
2. simplex ( 09/10/2007 11:41)
miankina @la ihany io k.

T@ zay teny Ankatso nampahay kokoa ny miara mianatra teny @ BU. Izany hoe mifanampy ny ankizy mianatra.
Any antrano koa matetika variana manao zavatra hafa fa tsy mahavita mianatra, mi-concentre...

Tandremo koa anefa fa rehefa ankizy tanora no tafaraka lasa ny resaka sy ny hadalana no tena betsaka fa tsy ilay fianarana loatra. D @ zay ndray ela no tokony mijanona any antrano mianatra irery. Tandremo fa misy ny ankizy fetsy an, miaraka @ namany izy misari-adala eny fa rehefa any antrano izy mi-trav be. D avy izy mention fa ny namany sasany tsy afaka akory aza...

Efa lehibe ny ankizy any @ universite izany, k tokony ho responsable. Fantaro ny priorite, d izay arahina.

amen
3. xxx ( 09/10/2007 12:10)
Zavatra ohatra ny hoe "fianarana à distance" vs "fianarana an-tsekoly" angamba no tian'i salmo1 hanontaniana ?

Hafa ihany ny misy mpampianatra e. Hafa ihany koa ilay misy mpiara-mianatra. Betsaka ihany ny zavatra efa nianarako auto-didacte fa tsy mahatoraka ny any an-tsekoly mihitsy ny rapport effort/performance. Mila effort sy fandavan-tena be ny mianatra à distance.

Ny tsara izao dia hoe mibosy any am-pianarana amin'ny ara-dalàna, miaraka amin'ny prof (professionel) sy ny ankizy, fa sady mitsikilo ny ataon-dry lerony any an-kafa ihany. Efa betsaka ny univ mamoaka cours gratos amin'ny internet. Ny MIT sy Universite Berkeley ohatra (samy tafiditra quinté :-)).
4. simplex ( 09/10/2007 12:26)

ah okay,
kopy ah :°):):b:b:b

Marina zany e,
tsara kokoa ny mankany ampianarana noho ilay autodidacte noho ny antony tsotra hoe ilay any ampianarana zavatra efa azon'ilay mpampianatra no ampitainy.
Zany hoe mety hohain'ilay mpianatra ihany le izy @ autodidacte fa saingy hoe zavatra tokony hohay ao anatin'ny adiny 2 lasa 2 semaines vao azo. Moa koa misy fikafika majinijinika azo avy @ prof mety tsy hokobon'ilay mpianatra autodidacte, io le experience tsy mitovy...

Fa ny autodidacte kosany ze zavatra hainy tonga dia voafehiny tsara mintsy an :) Ary tsara ananana ihany ilay esprit autodidacte ra mieritreritra ny hanao recherche any aoriana any. Tena avantage be mintsy :)

ok ok



5. xxx ( 09/10/2007 13:41)
Tsy azo negliger-na koa ny mpiara-mianatra : na ilay namana na ilay adversera :wink:
:arrow: Important be :)
6. pissoa ( 09/10/2007 14:05)
Aleo ihany mandeha any ampianarana ! Sady misy prof no misy mpianatra mitovy @ tena. Ny hevitry ny maro mahataka-davitra hono. Sady refa any an-trano koa ve tsy aleo mba mijery DA e :wink::-D:-D:-D
7. salmo1 ( 09/10/2007 15:16)
pissoa: hijery bandy sy copin zao no tena tetikao fa fantatro, knefa ny mpianatra any am Univercidad sy Siclo Superior de hahitana bandy efa ramose manjokonjoko, eo koa ny efa ramatoramatoa maforoporotra tarehy. ^:^

Tsy azo hatao intsony ,hono, lay mijerijery mivilambilana fa ny sasany koa aza efa manan-taranaka sy mamelom-bady.

Amiko ndray kalouny, tsara daolo ny mibôsy ao an-trano sy any ampianarana. Antony, samy hafa lay mibôsy fôrseny bainina sy enao ti hisondritra. Ny ezahana fotsiny d ny hanana ny tsara ho entina am fiainana e. zay angamba.



8. pissoa ( 09/10/2007 15:25)
Odray leaza !!!
Nga fantatra be amin'ny soratro hoe mijery kofboay fotsiny ny ataoko any amin'ny univ ry Salmo ? :-D:-D:-D
9. salmo1 ( 09/10/2007 15:39)
pissoa: ie :D
nareo madama sy mademoazely anie, mahita fika fôna amity fiainana ity e :?
^:^^:^
Sady misy prof no misy mpianatra mitovy @ tena.

Ramose namakô, ramose akamakô, rehefa tonga ny interô, aza hatao zero2 http://www.dailymotion.com/relevance/search/tempo+gaigy/video/x2tfwm_tempo-gaigy-ramose-tatanta_music ;-)
10. pissoa ( 09/10/2007 16:14)
:-D:-D:-D
11. miraymel ( 26/11/2007 05:12)
aleo mianatra oatran'ny t1 sy t2 ihany, ie tsy azo atao tsinontsinona mantsy ny any am-pianarany matoa izy misy, 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3133