NY HAZO FIJALIANA

1. bear ( 08/10/2007 08:52)
TSARA!!!! SADY MANDONA NY FO!!!!!!!!
novalian'i richtiana ny 09/10/2007 06:31
2. fahamarinana ( 08/10/2007 08:59)
:arrow:inona lay hira fa tsy fantatro,lay titre aloha dia efa tiako(l)
3. Fiffi ( 08/10/2007 10:30)
bear:
TSARA!!!! SADY MANDONA NY FO!!!!!!!!
aiza zany ? hiran'iza ? misy clip ve ? de aiza ny tonony ? na aiza no ahitana azy ? :roll:


4. richtiana ( 08/10/2007 12:44)
HIRAN'I RAMBAO IO ,ARY TENA TSARAB AN.
5. fahamarinana ( 08/10/2007 12:58)
richtiana:

HIRAN'I RAMBAO IO ,ARY TENA TSARAB AN.

:arrow:Oui fa misy video azo jerena ve ohatra fa tsy haiko anie...(l)

6. richtiana ( 09/10/2007 06:31)
Mividia fotsiny re CD na K7 Rambao de hitanao ao io hira io e.
"MANGEJA LOATRA NY ZIOGAN'NY ANKASO
MILA HAMONO HANAKENDA,HANDATSA-DRANOMASO
ENTA-MAVESATRA NO MBOLA HO ZAKAIKO
MBA ATATAOVY KELY ANIE AHO FA RERAKA NY AIKO...
Santionany fotsiny io e,fa tena mitenyB koa ny azy ny tononkirany an.
MAHITA E.:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0436