Hymne

1. salmo1 ( 06/10/2007 21:23)
Tong'indray izao
Ilay andro sarobidy
Hiara-milalao
Ny lehibe sy ny ankizy

Isika mianakavy
Na lahy na vavy
Tsy misy hihambahamba
'Ndao hirotsak'an-kianja

Ny tarigetra soa
Dia ny fihavanana
Firahalahiana aloha
Vao fifaninanana

Ny fihaonantsik'izao
Fiaraha-miala voly
Hitondra hery vao
Hanala sorisory

Samia mandray anjara
Amy fo madio
Lalao sy korana
Hampiray antsika anio

Ny tarigetra soa ...

Avereno indray mandeha fa zava-dehibe
Araho lamako venteso hanako ho'aho
Avereno indray mandeha fa zava-dehibe
Araho lamako venteso hanakoako ô

Henoy henoy :

Ny resaka resy na hoe mandresy
Mandalo miserana vetivety
Isika kosa raha mifanaja
Io no haharitra lalandava
Fihavanana mamy tsy mba ho rava
Sady fahatsiarovana sarobidy
Mamelombelon'aina rehefa tadidy ô!

Avereno kely indray pandeha (x8)

Ny tarigetra soa ...
:@:@

samy mianatra e ;-)
2. Fiffi ( 06/10/2007 21:31)
hymne an'iza io ? sa am inn ?
3. salmo1 ( 06/10/2007 22:13)
Ffffi: io ve de tsy hainao? :lol::°):-D:@
4. rabecs ( 07/10/2007 10:54)
ato izy miaraka@ feony
http://amimusimage.free.fr
5. Fiffi ( 07/10/2007 16:46)
salmo1:

Ffffi: io ve de tsy hainao? :lol::°):-D:@
tena tsy aiko io an ! ary tany vichy hiany zah fa tsy mba naharé an'io ? :roll::{:{:{


6. salmo1 ( 07/10/2007 17:42)
Fiffi: de tsy aiko aloha e, za aza mbola tsy tany na indray mande akoury. :oops::lol:^:^
Fa tao am rns-cen no nahitako anizy ty, de heveriko fa mahay azy i Fiffi, kay Non, entces stoy mu ekivocado ^:^
;-)
7. Fiffi ( 07/10/2007 17:58)
indrisy....zay zah vao mba naheno an'io....:^)
8. boubounezy ( 08/10/2007 08:52)
ny anah ny "l'hymne a l'amour" ny edith piaf :}:-*no tiko ka!:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364