Resy ny All Black....

21. kally ( 13/10/2007 22:03)
Na dia nangalarina aza ny drop n'i Wilkinson voalohany, na dia tsy nosaziana aza ilay don-kiho nataon'ny frantsay sy ilay fivelesana ny hatoky ny mpilalao dia nandresy ny anglisy.=D Rariny kosa ve ary raha ekipa efa resy hatramin'ny voalohany (Frantsa resin'i Argentine io) no hiakatra lalao famaranana?=))
22. mandrindra ( 14/10/2007 08:31)
indriiiiisy, latsaka ambany dia ambany ny rugby. rehefa nijery an'ilay fifandonana omaly aho dia nalahelo fa tsy lalao amin'ny maharugby no hitako fa resaka stratezia fotsiny. hafa ihany rehefa mijery ny firenena avy amin'ny hermisphère sud, ankoatran'i arzantina, milalao. samy tetikady défense no nampiasain'ny mpifanandrina, dia mifampiandry eo, essai iray kitanitany no hita. ny ambony dia lalao mampalahelo, tsy mba nisy na essai iray nananontanona aza. mampalahelo ilay toe-tsaina fa lasa simba ilay lalao mahafinaritra.
23. tywa68 ( 14/10/2007 08:48)
mandrindra : ilay nisintona t@ tenda iny no tena adala ! fa na zany aza rehefa tsy nahay nitàna an'i wilkinson d vita e ! tsy malaza @napa ny olona e.
24. mandrindra ( 14/10/2007 09:47)
na ny anglisy na ny frantsay dia samy tsy mahay amiko
25. naughtyboy ( 14/10/2007 10:17)
saika tsy nino za omaly iny,ny anglisy tsy ho champ @ zao fotsiny fa manana niveau tsara na ny frantsay aza de nanana endridalao nafinaritra ahy, za lesy manohana ny manga na tratrany tsy napoizina aza zareo tao antiny 10mn farany nefa deraiko ko ny goal jonny wilkison na penalty na drop goal(world class player)naharesy any manga,tsy maintsy foana misy ny resy na maharesy @ manaraka manarina
26. naughtyboy ( 14/10/2007 10:38)
simplex,:Dfombanjavatra zany I'm just cool and I've got nothing to be shamed of mate,still proud of the blues(vive chabal,michalak et le reste) :wink:
27. ronaldo09 ( 14/10/2007 13:27)
message
Razouzou:

:-D:-D marina fa samy manana ny ekipany ny tsiraray ra ronaldo fa amiko aloha i FRANTSA no mahazo anio coupe io, i all black tsy manana niveau ra toa nintsana sahady ,na de teo aza ny hoe fangalarany albitre sns tsy de escuse le izy

Raha nifanamby taminao razouzou de lasako ny sosinao ,tsy omby tratra ny hafaliako fa resin'ny nglisy ny Frantsay!

28. simplex ( 14/10/2007 18:37)

naughty,
just kidding ;-)
boribory ovale ny bolina e :)

29. tywa68 ( 14/10/2007 18:39)
d inona no pronostic n'i ronaldo09 @ finale ?
30. naughtyboy ( 14/10/2007 20:56)
:Do.k simplex,safa vs rosbif ny final za maka safa ..
31. simplex ( 14/10/2007 22:26)
:D:D:D
za kou maka boks:P,
fa mety miady be io an,
ny anglisy @ ity vitam-boka ity mety hoazony tampoka eo :-w tsy hay tsony e, boribory ny bolina k ze mahasoa ataon'A/tra e :°):-P:-D:-D
32. ronaldo09 ( 15/10/2007 08:17)
message
tywa68:

d inona no pronostic n'i ronaldo09 @ finale ?

Finale moa mazava ho azy fa i Afrique du sud sy Angleterre dia inona izany fa tsy mody any Afrika io raharaha manga io !

33. naughtyboy ( 19/10/2007 10:38)
ie rasimplex jereo tsara ny inanany billy the whizz(roller-caster)-ny bock io match io sady isotro ronono @ zay lery ra vao vita ny final no ibata kopy:wink:
34. mandrindra ( 19/10/2007 11:20)
androany hariva no match mety ahafinaritra indrindra ny hijery azy. ny antony dia satria tsy misy enjeu intsony na ho an'ny frantsay na ho an'i arzantina. noho izany samy hilalao mazava fa tsy misy hanao bodongeroana défense fotsiny dia miandry tataka.

ny finale moa dia mazava ho azy fa afsud no handresy. tsy dia havesatra toa ny fihaonana voalohany anefa ny score.
35. simplex ( 21/10/2007 13:36)
;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7192