Madagasikare
61. melody
(
24/05/2008 15:14)
cutie:
kay ve reto efa nifanarakaraka tato ihany :-D
kefa hoe fotona hitsangatsanganana koa, indry kou :-D :-D :-D
Belami: mila mitady asa hafa mihintsy enao fa to tena tsy mendrika anay ilay asanao ireo kle =))
62. Belami
(
03/06/2008 21:48)
melody : efa nahita asa hafa aho fa aza manahy,
fa atao surpriz le izy
fa atao surpriz le izy
63. melody
(
03/06/2008 22:46)
hmm, izaho tsy tia surprise izany ry Belami a, lazao aloha so d tsy mendrika anay sy dziana :-D :-D :-D
64. Belami
(
05/06/2008 11:03)
na ny anarako aza nge efa niova e , ny asako sirto
eo fa bitsibitsihako raim :-*
eo fa bitsibitsihako raim :-*
65. fahamarinana
(
05/06/2008 11:12)
:arrow: mbola tsy lasa foana ve nareo roa ato e,noheveriko fa efa manendy tena any am plage aza... :) (l)
66. Belami
(
05/06/2008 12:41)
fahamarinana:
:arrow: mbola tsy lasa foana ve nareo roa ato e,noheveriko fa efa manendy tena any am plage aza... :) (l)
vao mandamina e, aleo hilamina tsara :-D :-D :-D
67. Belami
(
12/06/2008 20:14)
fahamarinana:
:arrow: mbola tsy lasa foana ve nareo roa ato e,noheveriko fa efa manendy tena any am plage aza... :) (l)
zao mbola miandry taxiborosy zao =)) =)) hande ve ndry e :-D
68. Belami
(
30/06/2008 20:21)
melody : efa vacance zao fa ahoana ihany le guide e? de miandry , de miandry :wink: