Tana in love - medley

1. melody ( 06/10/2007 18:01)
http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x1yxe3_medley-tana-in-love_music
novalian'i Fiffi ny 07/10/2007 16:50
2. Fiffi ( 06/10/2007 21:12)
:x hira milay be io de maninn aza no hasiana ohatran'inn zany hiiiiiiiiiiihaannnnnnnnnnnn zany ? :roll:
3. Fiffi ( 06/10/2007 21:14)
heu....ohatran'manimba ny hira tena malagasy izy zany.....tsy tiako kalou le misy feo hiiiiiiiihannnnnnnn io eh ! :x
4. mandrak ( 06/10/2007 22:37)
ko ratsy ty fanaripako ny sofikou, kou ampenoko any zay hiiiiiiiihaaaannnnnnnnn =))
5. melody ( 07/10/2007 15:13)
sarotra ny mandainga fa vao henoko izy io d tena kiriko aho hoe inn daholo izany klé :wink: saingy rehefa nandinika zah dia izao: nomendry zareo santionana mozika malagasy isika natao na nampiarahan @ fomba mozika vahiny. Tsy midika izany hoe tsy maintsy ho tiantsika io fa kosa mampiseho antsika izy fa mety sy azo atao ny manao ny mozikantsika toy izany.
Ny any mba tiako marihina kely fotsiny d ilay tsy fisiany fandihizana:D
6. Fiffi ( 07/10/2007 15:32)
zah kalou de tsoriko fa tsy tia an'le izy an ! tena :^) :evil: mihaino an'le izy.....mbola tena hafa hiany manko ny hira gasy......ny mozika koh !


7. melody ( 07/10/2007 15:36)
fiffi::), ity ary ny andry e
http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/xzrz7_ramahafadrahona-faly-aho-ka-mihira
8. Fiffi ( 07/10/2007 16:50)
hehehehehe aleko lavitra akia ity an ! hummm....milay beee :) :-*:-*
http://fr.youtube.com/watch?v=QvPVCoANL-E
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0447