matematika

1. Lantoer ( 05/10/2007 13:07)
Hitovy hevitra amiko ve ianareo raha lazaiko fa 64=65?

64=65


:roll::roll::roll::roll:
novalian'i Fiffi ny 08/10/2007 09:00
2. xxx ( 05/10/2007 13:25)
4+5=9 =>6->6=6 => 6&9=69 :-D:-D:-D:-D
3. tsaramaso ( 05/10/2007 13:27)
haahahaha !!!!!! tataka ampovoany io !!!!!!!!
Terem-potsiny hoe : 8/3 = 5/2 !!!!!
4. xxx ( 05/10/2007 13:28)
mitriatra io fa tsy tataka :-D:-D:-D
5. tsaramaso ( 05/10/2007 13:33)
tssssssssssssssss !!!!!
6. Lantoer ( 05/10/2007 13:36)
Tsara ampianarina ny kilonga:

fikajy an-tsary 1 sy fikajy haingana sy fikajy an-tsary 2 sy raha X 11 dia rehefa adino ny masinina

Mbola betsaka fomba fikajy eto an-tany!
7. booboo ( 05/10/2007 14:55)
:-D :-D:-D milay beee lay fomba fikajy rehfa adino ny masinina
8. sipagasy ( 05/10/2007 16:36)
tena milay sady mahafinaritra klehh, tsara kann, hihi naninona re io no tsy mba hitako taloha e! izaho aho tsy tia kajy mihintsy, tsss:wink:
9. sakaizakely ( 05/10/2007 16:43)
tsy ratsy an !

ahatsiarovako ny porofo arantsivy fahiny rehefa manao fampitomboana sy fizarana

fa ilay 64=65 :-D:-D:-D

mampatsiaro anahy an'i Jean Claude VanDame
Hainareo ve le hoe 1 + 1 = 3 ?

oh man ! faut être aware ! Moi je suis aware toute my life :-D:-D:-D
10. boubounezy ( 05/10/2007 16:55)
sakaizakely lasa règle des trois ny valiny lé calculanjy!:-D:-D;-)
11. kiadi ( 05/10/2007 17:51)
tsara le iz fa nanao experience zah de hitako oe bola vetivety ny manao tahaka ny nampianarana tany ampianarana no io methode bedebe io :lol::lol::lol:
12. sakaizakely ( 06/10/2007 00:59)
bbnz> hi hi

nde hanaovako dinika spesial JVC izy ity ? Iza fan ?
13. andryrabe ( 06/10/2007 04:29)
ny anareo koa ry reto de efa tsy haiko intsony kah, resaka hafa no resahina de ny 1+1=3 ary amin'ny resak'olona ary no ampidirina,
azavao amizay ry lantoer fa tsy hainay a.
14. Herimiafina ( 06/10/2007 04:44)
64=65, rehefa misy ny erreur relative amin'ny calcul d'AIRE (na ny fifanampiana velarana maromnaro).

Ohatra:
-Maka taratasy efa-joro 4 sentimetatra x 4 sentimetatra iray, ny velarany dia 16cm2.
-Rovito ho lasa efa-joro kely maromaro (ataovy mitovitovy mba ho mora refesina).
-Refeso amin'ny sokera iray tsirairay avy ary kajio ny velarany tsirairay.
-Ampifanampio dia jereo fa tsy ho mira 16cm2 mihintsy ny fitambarany fa mety ho ambony na ambany.


ohatra: nozaraiko 4 mitovitovy ilay taratasy iray.
Ny voalohany manome 4,3cm2.
Ny faharoa manome 4,5cm2.
Ny fahatelo manome 3,9 cm2.
Ny faha-efatra manome 4,3cm2.

Ny fitambarany manome 4,3 + 4,5 + 3,9 +4,3= 17.
Izany hoe 16=17.


Satria:
-Sarotra ny hahafahana mandrefy velarana maromaro raha tsy misy fandrefesana de très haute précision.

-Ny amin'ny fotoana izao dia efa misy ny Horloge atomique izay tena précis tokoa, fa ny fandrefesana halava sy velarana mbola tsy haiko. :^)


15. Fiffi ( 06/10/2007 06:56)
64=65------------- http://perso.orange.fr/therese.eveilleau/pages/paradoxe/textes/fibo1.htm
16. Fiffi ( 06/10/2007 06:58)
http://www.univ-lille1.fr/irem/activites/spip.php?article51
17. Lantoer ( 06/10/2007 08:48)
Izao ary, misy goaka kely tsy hita maso ilay diagonale an ilay rectangle ka ny velarany dia 1 izay manome ny fahasamihafana.
18. Herimiafina ( 06/10/2007 17:43)
Io espace tsy mifandray tsara io mihintsy no erreur relative aminy! :^)
19. Fiffi ( 06/10/2007 21:30)
eka ouz....L'aire de ce 'trou' rouge sur la figure est exactement de 1.

http://perso.orange.fr/therese.eveilleau/pages/paradoxe/textes/fibo2.htm
20. Herimiafina ( 06/10/2007 21:46)
Hita matetika io elanelana io rehefa manao kajy an-tànana velarana zavatra iray amin'ny SIG sy ny photo-interprétation (ohatra: renirano, lac, ala, sns) izay tsy manana endrika jeometrika ka tsy maintsy tapatapahana ho efa-joro na telozoro, sns izay mora kajina ny velarana.

Rehefa ampifanampiana amin'izay anefa ireo velarana maromaro dia hita fa misy mihoatra foana na latsaka.

Ny jiro toy ny LASER angamba no hahafahana mandrefy tena mifanakaiky ny refy marina indrindra. C=3.10^8m/s.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7661