zakarandà

21. boubounezy ( 05/10/2007 06:57)
kallie any antsirabé kia feno azy a!
22. ari.malala ( 05/10/2007 07:32)
andryrabe, :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
23. boubounezy ( 05/10/2007 16:50)
ari. efa taitra b ndray za wé tsy nety njay v lé wé antsirabé nosoratako? hay njy mintsy no manoratsa hafa mampimé:-D
24. ikaretsaka ( 05/10/2007 17:21)
fa marina izany fa eo Antsirabe alohan'ny katedral sy @ iny le lalana feno magasins mpivarotra arts malagasy iny koa tsara ny zakaranda rehefa mamelana..
dia rehefa maina indray dia misy ilay ohatran'ny akorany boribory mafy be iny milatsaka avy any
25. kally ( 05/10/2007 18:18)
Dia ilay akorany boribory iny an, dilirina @ tambohon'olona mandra-pahatonga any an-trano manaraka tamboho dia taritina eny, dia lasa mamay be dia apetaka amin'ny tarehin'izay ankizy mifanena aminao voalohany.:twisted::lol:
26. kallie ( 05/10/2007 18:49)
kally> andray kossssssé
Za ts mbola tany Antsirabe amzany mamelana zakaranda zany
27. ari.malala ( 08/10/2007 06:21)
:-D:-D:-D:-D:-D
28. mimich ( 08/10/2007 14:08)
hazo malahelo no nahafantarako an'ireny fahiny satria mitomany lava. Taty aoriana vao nahalala hoe pipin-jorery ilay noheverina ho ranomason'ilay hazo
29. ari.malala ( 08/10/2007 14:30)
tsy ny sole v ky ry mimich no hazo malahelo?
30. karinah ( 08/10/2007 18:39)
andryrabe:

tsara ny mijery ny sarin'ny zakarandah, fa mba manakory ny sarin'i Zaka rangah, iza no manana????
:-D:-D:-D.
:lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D .


31. karinah ( 08/10/2007 18:46)
Ikaretsaka: yes!!(l)...dia amin'ny lalana ambadika ny ho-jim, mandalo amin'ny cabinet Radaniel mpanamboatra nify iny,be de be koa.8)
32. karinah ( 08/10/2007 18:53)
kally::lol:
33. niryna ( 12/10/2007 22:06)
Fiffi:

manja an ! :) Ika: ié ! tadidiko tam zah tany farany desambra de ohatran'io sary io mintss le izy an !


tsara ery anie izy izany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5437