mitady hira njila le talo b mintsy
1. colar
(
03/10/2007 04:29)
ra mba misy manana ny hiran njila le talo b mintsy reny d mba omeo aho fa atsiarovako ny fahazazako sy ny fahatanorako,vidiko 20eu fa tsy maninn,misaotra mialoha.santionany:nalevina,ra ho tonga aty ianao,tsy ho avy intsony aho,tiana,tantaran ialahy,tonga saina, le tena talo b mintsy an,
novalian'i tixxa ny 03/09/2013 04:39
3. ratonga
(
03/10/2007 07:01)
:lol::-Dtsy mahazo nin'in lty zany 20€ any an!8) efa vakoka angé zao ireny efa tena lafo b fa zara ra mahita http://www.dailymotion.com/swf/7HaHD9e1gKkXSfjzH ny santionany:-P:-D:-D:-D
4. ratonga
(
03/10/2007 07:24)
tony ko mbola misy hira talou ra-colar :lol: http://www.dailymotion.com/swf/1KmxkjQbjAsFQiRyS :lol: http://www.dailymotion.com/relevance/search/Rambao+/video/x2o64w_rambao-eliane-sy-emma-tsikitsiky_music
6. Rojoukel
(
03/10/2007 10:08)
colar sy jemimah >> zah manana MP3 Njila tena le hira taloha rehetra ireny a ! eo amin'ny hira 50 eo no ho eo. Omenareo ohatrinona zany zah de mifanaraka isika ?
7. bibilax
(
03/10/2007 10:39)
slt za manana mp3 koa fa mitambatra bedebe lay izy misy :njila hira 10 ohatra ,misy solo hira 15, rija ramanatoanina hira 12,solomiral hira13,lolo hira 16,nanih hira 14,misy bdb ao anatiny fa tsy tadidiko daholo fa ny misy ahy dia aty france fa nareo tsy haiko na aiza ok , raha mahasoa de miofanao fotoana , ireny hira jazz gasy ireny no tena feno ao anatiny ok bnn jrnes
9. Kwasi
(
03/10/2007 11:05)
colar>
Misy mp3 ao amiko, fa tsy amidy.
Ho apetrako any @ filefactory, dia any ianao mi telecharge azy. Ny qualiten'ilay izy aloha dia aleo tsorina fa k7 navadika mp3 ka tsy dia poinsa tsara loatra e. Ka raha mi interesse anao ihany dia kozio aho.

10. Samoana
(
03/10/2007 12:37)
Kwasi^:^ ireny qualité mikasaosaoka ireny mihintsy vao maika manja raha resaka fahatsiarovana:wink:
11. jemimah
(
04/10/2007 12:51)
rajoukel maninona raha tonga dia miteny hoe tsisy saosy fa mba omeo fa eo no manararaotra ny fahavoazanay eo ihihih
12. Rojoukel
(
06/10/2007 08:07)
jemimah>>Tsisy saosy ahoan'e ! ny saosy misy fa ny fampiasana azy no manahirana ! ka i colar ange no nilaza hoe omeko 20eu e ! sady zah koa aza mba nividy vao nahita an'zany satria zah koa de anisan'ny mpankafy ny tarika Njila teo amin'ny faha-14-15-16 taonako teo.
13. colar
(
07/10/2007 20:53)
omeko adiresy zay mba afaka mandefa,d omeo ahy ny adiresy fa alefako western union ny facture,tsy maintsy mba asiana tambiny kosa fa sahirana ny ol mandefa sy mikarakara,hainareo ihany ny fotona fa volamena,misaotra betsaka am le telechargement,tsy d manampotoana no tsy mahay manao ko,hihihhiih,fa tena tiko alo le mp3 ra ohatra ka afaka mandefa ny namana e,alefako any le adiresy ,misaotra mialoha
14. doda23
(
28/10/2007 12:29)
slt!za mpankafy njila beeeeeeeee mihitsy!!!efa hatr@ taloha.afa-po be t@ le concerts 5 sy 6 aout2006 tao @palais iny.Oviana ndray njila no hanao concerts aty mada? miandry zay.
ho anao manana le MP3,afaka mba omenao ve za?afaka mifanaraka isika.
Mba omeo za fa tena mitady izay hiran' ny njila misy rehetra

15. tixxa
(
03/09/2013 04:31)
Kwasi:
colar>
Misy mp3 ao amiko, fa tsy amidy.
Ho apetrako any @ filefactory, dia any ianao mi telecharge azy. Ny qualiten'ilay izy aloha dia aleo tsorina fa k7 navadika mp3 ka tsy dia poinsa tsara loatra e. Ka raha mi interesse anao ihany dia kozio aho.
Salut! ny ana aloha dia mba hira iray ihany an'i Njila no tena tadiaviko, raha mba misy "nandalo teo" aminao dia mba alefaso mail tianarasam@gmail.com raha sitrakao fa tena sarobidy amiko!!!!!
16. tixxa
(
03/09/2013 04:33)

17. tixxa
(
03/09/2013 04:39)