zah te ho any aminao

21. melody ( 30/09/2007 17:07)
ary ahôna indray ity
http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/x1fjz0_kiaka-diso-fiantefa_music
22. cutie ( 30/09/2007 17:10)
19. Mpandefa : ratonga [ Valio ] 30-09-2007 19:04:56
Lohateny : Re : zah te ho any aminao
mitovy an

efa lava tsinona le izy :-D:-D:-D:-D
23. cutie ( 30/09/2007 17:11)
melody mbola tsy arako ndray io kiaka io
:)
24. cutie ( 30/09/2007 17:14)
mitovy @ ty koa :-D
http://fr.youtube.com/watch?v=TkE8CZgXK8U
25. melody ( 30/09/2007 17:16)
izany ve? jereo ao @ daily fa bdb selection ao.:D
26. cutie ( 30/09/2007 17:19)
kiaka haiko fa le hirany io no tsy mbola fahenoko :)
27. melody ( 30/09/2007 17:32)
nisy nanolotra ho ahy io hira io fa raha tsy izany tsy haiko ihany kou, mampimé:oops:
28. cutie ( 30/09/2007 17:35)
hay ok :)
29. cutie ( 30/09/2007 17:36)
melody
tsy de mahavantana ay le dailymotion fa adin'ny zato vo misokatra :-D
30. cutie ( 30/09/2007 17:39)
melody ty no hitako tao @ youtube hihiihi
http://fr.youtube.com/watch?v=SLfxpuKOXLY
31. mandrindra ( 30/09/2007 17:55)
tsy ampy ny fotoana hihainona an'ireo hira vraky be reo eeeeeeee
32. cutie ( 30/09/2007 17:56)
aza mihaino e :-D
33. mandrindra ( 30/09/2007 17:59)
ny fotoana no tsy fa tsy ny hira knouuuu:-D

njaso klou fa hitako ny fika, handeha hihaino hira roa miaraka aho, samy miasa tsirairay avy ny sofina:-D:-D:-D
34. cutie ( 30/09/2007 18:02)
ie
hevitra mety :-D:-D:-D:-D:-D
35. diamondra27 ( 30/09/2007 18:11)
mandrindra: refa mitranga lela de alefaso le mozika de @zay ampy foana le fotoana e
:-D:-D:-D
36. diamondra27 ( 01/10/2007 22:35)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/bangui/video/x1zd2k_tananarive-foulpointe-2007_music?from=rss

bon voyage e
37. cutie ( 02/10/2007 11:28)
http://profile.myspace.com/index.cfm?fuseaction=user.viewprofile&friendid=204966262
38. ratonga ( 03/10/2007 07:05)
mlay é zay io vô henoko! mrci;-)
39. cutie ( 03/10/2007 22:28)
ratonga
tsara le mahaleo, vo henoko koa aza io :lol:
40. UB40 ( 04/10/2007 01:29)
:roll::roll:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.103