Miankina amin'ny fananana, na tsy fananana ve ny finoana
21. fijo
(
03/10/2007 21:35)
marina fa misy,averiko "misy "hifandraisany ny fananana sy ny finoana.ny olona tsy manana mora handairan'ny fandrika mpitory.satria tsy mahita hiankinana de miantsampy amin'izay tsara resaka rehetra.
ny manana misy fotoana hisainany kokoa amin'izay lazaina azy.
ny tsy ampy mametraka fotsiny hoe "andriamanitra no mahita izay mahasoa"fa ny manana misaina hoe ahoana no hampitomboko ny efa eto.
ny manana misy fotoana hisainany kokoa amin'izay lazaina azy.
ny tsy ampy mametraka fotsiny hoe "andriamanitra no mahita izay mahasoa"fa ny manana misaina hoe ahoana no hampitomboko ny efa eto.
22. naughtyboy
(
05/10/2007 13:04)
fisehonjavatra misy zany eo anivony tontolo misy antsika ,tsy fivavahana ihany io fa na politika na fiarahamonina.Olona tsy manana hazondamosina na fahamatorankevitra no mora rebirebena ary amafisiko
ihany fa toetra reny (marivo salosana ozy ika zay)fa
ny finoana na tsy finoana de personal conviction(na safidy manokana ngamba)tsy azo alaina na tsaratsaraina @ oul iray azy irery iny
Oh amiko na tsy mino aza i fijo de hajaiko zay toy ny hafa zay mino fa tsisy idirany oe ny fananany v sa tsia no nahatonga azy hino na tsia

24. andryrabe
(
05/10/2007 22:19)
ny fananana mety hampino, ny tsy fananana mety tsy hampino, na ny mifanohitra amin'ireo koa. noho izany lava fotsiny ny resaka na itarina fa efa we zay mino aleo izy hino, de zay tsy mino koa aleo izy tsy hino fa ho hitantsika eo ihany ny tohiny .....