tarika 'zay milay

1. njana ( 24/09/2007 10:52)
Slt daholo!
mba mangataka ny tonon'ilay hira vaovao any tarika 'zay ra misy manana "ho malalanao" ngamba ny lohateniny dia manasa anareo rehetra hijery ny spectacle andry zareo @ 07 octobre ao @ palais de sports
Six e!sady efa tonga Malala:-D:^)
2. xxx ( 26/09/2007 13:11)
za ko mba mitady ny tonon'ilay hiran'ny zay vaovao iny e!ze manana mba andefaso za @ty mail ty manifel@yahoo.fr de misaotra mialoha de @7 octobre zany e!
3. ari.malala ( 27/09/2007 13:13)
hihihihi, nanantena b ery we efa mha ato zay le izy hay kay tsisy akory:-( refrain iany no haiko!

fa efa zatra anao
zatra anao
zatraniaraka aminao
efa zatra namanao
ka ny ho malalanao io indray no mba iriko
Ka ho malalako amizay no hiantsoako anao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0564