tianalove

1. ftma ( 23/09/2007 07:53)
Joyeux anniversaire akia njy tianalove :-* mirary ny tsara indrindra dia ho tratra antitra de ho ttop10 foana :) de ...:-*:-*:-* tsy hitako intsony izay lazaina fa mahatsiaro anjy akia
novalian'i tianalove ny 03/10/2007 07:01
2. ftma ( 23/09/2007 08:01)
Ho anjy irery akia
3. diamondra27 ( 23/09/2007 08:42)
!tourlou tianalove:-*:-*:-*:-*

de manaova fety sambatra sy hitombo taona ary fahendrena sy fahalalana.
4. Aino ( 23/09/2007 11:24)
calin tianalove de joyeux aniif.:-*:-*
5. wooda ( 23/09/2007 17:47)
tianalove ao @ karajia ve?

!champagne zany
6. Fiffi ( 23/09/2007 17:56)
:miam::miam::miam:
7. sasa ( 24/09/2007 04:41)
bon anniversaire Tianalove d mirary soa :-*:-*
8. LinkinPark ( 24/09/2007 08:53)
io fa lasa antitra eeeeeeeeeeee !!!
9. tianalove ( 24/09/2007 08:59)
Misaotra betsaka anareo rehetra e ,de mirary soa anareo rehetra koa.

Tena antitra marina eee....... ny taona mandroso ihany
10. ravatorano ( 24/09/2007 09:11)
bonne anniversaire razandry ah
d mirary soa lalandava ho anjy e
=D=D=D=D=D
11. sarobidy ( 25/09/2007 13:48)
bonne annif tianalove e
12. mbaliana ( 26/09/2007 09:21)
bonne annif akia ry tianalove dia mahazoa ze irina e:-*
13. tywa68 ( 26/09/2007 10:00)
efa tara fa bon anniv ihany e :-* iza moa no miha-tanora ? :-D:-D
14. princesseN ( 29/09/2007 07:26)
bonn annif njy!na d efa tara aza za!:-*:-*:-*:-*
15. fasaly ( 01/10/2007 14:39)
bonnanif aky i tianalove ah_ aza adino ny gatô aky_:-*
16. tianalove ( 03/10/2007 07:01)
fasaly:

bonnanif aky i tianalove ah_ aza adino ny gatô aky_:-*



za efa matavy ity v akia mbola hanao gatô ihany a!! tsy aleo v lasary sy vinaigitra e hihihi:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1555