Efa nandramanareo ve?

1. nirinkosoa ( 21/09/2007 08:32)
Efa nanandrana lasary voatabia asiana voanjo ve nareo?

Sasao ny voatabia, dia esorina ny voany (mampijaly ny lehilalhy ono ra tsy alana), tetehina atao dé kely,
sasana ny tongolo maitso, tetehina mitovy habe @ voatabia
afangaroy,
voaso ny voanjo efa masaka(vidina @ kapoaka na manendasa ra tsy tianareo ireny), totoy @mixer ra misy ao an-trano(ra tsisy dia totoy fotsiny fa aza atao@le mitera-menaka fa vao torotoro dia ajanony),
Afangaroy daolo, ampio sira kely,

Mazotoa ary homana e!:lol::P
novalian'i mangabe ny 05/10/2007 19:50
2. pissoa ( 21/09/2007 08:46)
ie - matsiro !

voatabia + peanut butter :miam::miam::miam:
3. boubounezy ( 21/09/2007 09:12)
aiza ny mousakiky @ zany mmhhhhhhhh miam!!!
4. menalamba ( 21/09/2007 09:24)
Ahoana kay ilay hoe mampijaly ny lehilahy ny voana vôtabia raha tsy asorina fa tsy azoko?:-/
5. meva2 ( 21/09/2007 10:34)

Misaotra t@ ilay re7 nirinkosoa. Mety tokoa ve raha tonga dia beurre de cacahuète no atao?
6. booboo ( 21/09/2007 11:04)
Asiana totona sakay kounkou miaraka aminy avy teo :miam::miam::miam::miam::miam:
7. zoara ( 21/09/2007 12:05)
raha mahay ny momba ny anatomie tsara dia tsisy idiran'ny voan'ny voatabia @ maha lehilahy,satria lalana samy hafa ny ivoahany
8. la ( 21/09/2007 12:11)
nirinkosoa> ie tsara be mintsy io aky a! zah taty ampesana ninana an'io:miam:

Ary lasary korzety? rapena otran'ny lasary karoty le atao lavalava fa tsy le potika kely an!! otran'ny pozina lasary laisoa fa huummmm:miam:
9. Kwasi ( 21/09/2007 12:54)
Kay le lasa ramaka tampoka teo aho.
10. tsaramaso ( 21/09/2007 13:00)
hanin-kOsoa zany !!!! hahahaahahahaaha !!!!!!
11. nirinkosoa ( 21/09/2007 13:21)
tsaramaso :x:twisted::evil::cry: oa aza manao toetra ôtran'io fa tsy mety mihitsy io manaratsy ny solon'anaran'ol io

azafady alo ry zoara =D^:^fa tsy dia nandalina loatra ny anatomie ny tenanay fa agro alimentaire no nataonay e!ka tsy d aiko lôtra oe mande any marina sa tsy fa afatra t@ireo lebe no mba ampitainay e!:lol::roll:
12. pissoa ( 21/09/2007 14:23)
la:

nirinkosoa> ie tsara be mintsy io aky a! zah taty ampesana ninana an'io:miam:

Ary lasary korzety? rapena otran'ny lasary karoty le atao lavalava fa tsy le potika kely an!! otran'ny pozina lasary laisoa fa huummmm:miam:

tsisy hoe ampangotrahana kely etc ve fa tonga dia rapena fotsiny ?

13. nirinkosoa ( 27/09/2007 12:36)
tokony ampangotrahana kely kosa ngamba e!:?::roll::!:
14. la ( 27/09/2007 12:51)
pissoa>eny aky tonga de paena fotsiny somary atao le lavalava kely najinika kely reny, tsy mety ra le rape karazany 2 reny fa le rape taritina no apiasaina!
Fa ny zava-dehibe de we ataondry kely le izy an de zay atao manify zany e!! de asina sosy vinegrety ze tindry de zay huummmm:miam::miam:
15. mangabe ( 05/10/2007 19:50)
nirinkosoa:

Efa nanandrana lasary voatabia asiana voanjo ve nareo?

Sasao ny voatabia, dia esorina ny voany (mampijaly ny lehilalhy ono ra tsy alana), tetehina atao dé kely,
sasana ny tongolo maitso, tetehina mitovy habe @ voatabia
afangaroy,
voaso ny voanjo efa masaka(vidina @ kapoaka na manendasa ra tsy tianareo ireny), totoy @mixer ra misy ao an-trano(ra tsisy dia totoy fotsiny fa aza atao@le mitera-menaka fa vao torotoro dia ajanony),
Afangaroy daolo, ampio sira kely,

Mazotoa ary homana e!:lol::P



Miaraka @ masikita sy lasary paza....mmmmmmmmmmmh eo fotsiny ianao fa tsy mahalala havana intsony i kala manga! :lol::lol::lol:
Ny fanaovan-dry 'zareo ao la reunion koa manko dia atao anatin'ny mofo dipaina ( rougail dakatine), tsara koa fa tsy mahavo ny masikita sy lasary papay e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1723