Ny antony ivavahana

21. ikaretsaka ( 27/09/2007 19:01)
SALAMO 69:30
30 Hankalaza ny anaran'Andriamanitra amin'ny fihirana aho, ary hidera Azy amin'ny fisaorana.

tairo @ zay ny hira aza e

"ataovy manakoako ny hoby..derao Andriamanitra ry tany tontolo"
:wink:
22. fijo ( 27/09/2007 21:19)
de alefaso aty le rakitra an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1838