Ry Elizabeta nenitoan'Andriamanitra

1. tsaramaso ( 20/09/2007 13:06)
Mba ilazao ange ilay zaodahinao izay fa torian-dry zalahy any Zamerika e !!!! ilay Rain'ilay zana-drahavavinao an !!!

Oay !!!! tandremo fa tsy ilay mpandrafitra an !!!! izy iny manko toa efa ampamarotan-dry zalahy ny trano any Zamerika koa !!!!! hahahaaaa
novalian'i fijo ny 28/09/2007 21:32
2. kalina80 ( 20/09/2007 13:15)
io indray tsaramaso fa mananiany an!!!!!:-D:-D:-D tsy d misy atao anga toi androany?=))=))
3. ikaretsaka ( 20/09/2007 13:15)
lasa mpitati bolana ny any zamerika i tsaramaso kay?
4. tsaramaso ( 20/09/2007 13:31)
hahahaha !!!!!! neveriko fa hiteny hoe nenitoan'ondry koa !!!!!!
5. ikaretsaka ( 20/09/2007 13:37)
dia diso fihevitra indray ram's t@ iny zany ko:lol:
6. simplex ( 20/09/2007 13:48)

Ny rain-janaka tsy voatery ho vady foana, noho izany mety tsy zaodahy ihany koa :D

ary ilay hoe "nateraka izy fa tsy natao"? sao d mba nisy nanamboatra ny A/tra any aminareo any? :b:b:b
7. vavolombel ( 20/09/2007 14:24)
hadalan'ny katolika io famoronana zavatra tsy misy ao amin'ny baiboly,zavatr tsy voalaza angeh le we reny,dadatoa dadafara n'A/TRA SNS...
ampitso koa ry zareo mbola ahita sipan'A/TRA
8. tsaramaso ( 20/09/2007 14:37)
simplex:
Ny rain-janaka tsy voatery ho vady foana, noho izany mety tsy zaodahy ihany koa :D

Aleo averina ndray ra zany fa so de tsy azon'i Elizabeta !!!! Sa aoka ihany !!!! hahahaaa!!! efa misy precision kay ireo !! efa dia tsy mirarah koa izy raha tsy mahazo an'io ka !!!!!!

9. ikaretsaka ( 20/09/2007 14:39)
vavolombelona> dia porofoy aza
10. xxx ( 20/09/2007 14:42)
ampitso koa ry zareo mbola ahita sipan'A/TRA

f' anga mo Jesosy tsy Atra ,ary fanga mo izy tsy nanao sipa?
11. tsaramaso ( 20/09/2007 14:43)
aza iadiavanareo ny topic an'i tsaramaso an !!!!!! hahahaaahahahahhaha
any amin'ny reniny any nareo miady fa ny ato nenitoany !!!!
12. mbaliana ( 20/09/2007 15:39)
vavolombelon> ndryyyy ry itony e... asa loatra na iza no ataonao vsvolombelona fa feno fanaratsiana zay teneninao...tsy misy ahitana ftaratry ny fitiavana na iray aza...:cry::cry::cry:
13. fijo ( 20/09/2007 20:14)
samy tsy mpino isika sy ny sasany,fa ngaha kosa moa ny katolika irery no mino io baiboly io e???ny protest koa mino ny voalaza ao.ka raha manana nenitoa sy anabavy sy zaobavy andriamanitra ao,dia hiraisanareo izany io ko.
14. ikaretsaka ( 20/09/2007 22:26)
ka misy ilay groupen'olona izay tiany sy mahafalifalifaly ny fony ihany no tsimpotsimponiny ao ko
dia lasa bangabanga ilay izy rehefa anontaniana azy ny lojikany avy eo
15. tsaramaso ( 20/09/2007 22:37)
i tsaramaso aloha mino 100% e !!!!

fa lasa kely ny sainy :
- mivavaka amin-draNenitoan'i Jesoa ary ve zao ??!!!!!!! manompo sampy ??!!!!
- miresaka amin'ny maty ary ve zany i tsaramaso raha miresaka amin'i Masina Elizabeta ??!!!!! haaaa!!!!
16. ikaretsaka ( 20/09/2007 22:50)
tsaramaso:

Mba ilazao ange ilay zaodahinao izay fa torian-dry zalahy any Zamerika e !!!! ilay Rain'ilay zana-drahavavinao an !!!

Oay !!!! tandremo fa tsy ilay mpandrafitra an !!!! izy iny manko toa efa ampamarotan-dry zalahy ny trano any Zamerika koa !!!!! hahahaaaa



raha izao kosa tsy mivavaka fa miangavy e...

17. fijo ( 21/09/2007 20:17)
miresaka amin'ny maty ary ve zany i tsaramaso raha miresaka amin'i Masina Elizabeta ??!!!!! haaaa!!!! raha efa maty io olona io de eny ny valiny.

mivavaka amin-draNenitoan'i Jesoa ary ve zao ??!!!!!!! manompo sampy ?raha atao hoe sampy ny mpanelanelana dia eny koa ny vainy
18. tsaramaso ( 22/09/2007 07:45)
ny an'i fijo ary sa ikaretsaka no marina ???!!!!!!!
19. fijo ( 26/09/2007 21:05)
ze fahitan'ise azy eo ka
20. ikaretsaka ( 27/09/2007 21:22)
:wink:
raha misy olana dia asio vavaka @ fivavahana vita @ tsaramaso (nolazaiko tatsy ambadika atsy):wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.141