sary sy tsikera
1. kallie
(
19/09/2007 14:28)
fa manin kay ary am sarin'i boubounezy farany ary refa t anao tsikera d tode mivadika zavatra hafa?
novalian'i karinah ny 19/09/2007 19:08
4. hery
(
19/09/2007 14:53)
andraso fa misy zavatra tsy mety angamba
- Nampiditra an'io sary io i karinah dia otran'ny hoe mi-click an'ilay sary ianao.
Hojereko raha azo ahitsy
Hery
- Nampiditra an'io sary io i karinah dia otran'ny hoe mi-click an'ilay sary ianao.
Hojereko raha azo ahitsy
Hery
5. hery
(
19/09/2007 14:59)
Izay fa nahitsy.
Rehefa mampiditra sary ianareo dia tsy maintsy atao ao anatin'ilay [img][img] iny ihany
Fa raha vao atao code HTML tsotra dia tsy mety.
Rehefa mampiditra sary ianareo dia tsy maintsy atao ao anatin'ilay [img][img] iny ihany
Fa raha vao atao code HTML tsotra dia tsy mety.