RESIDENCE HANITRA/ BAHAMAS II

21. ikaretsaka ( 24/02/2008 17:20)
dia aoka hilamina izany .. savasavao dia aleo hivoaka ny tena marina e
22. AVO92 ( 19/05/2008 14:30)
Mba mila evitre tompoko ô !

miverina kely @ ity resaka Résidence Hanitra ity ny tenanay ê, sady efa vo mafy koa. Nividy lot anak'iray zahay mivady dia nanome 100 MLL FMG tao @ Société Anjarasoa niaraka t@ reçu et Contrat de vente nefa atramin'zao dia tsy ita izay fivoarany. Mba te ahafantatra oe misy ihany ve olona voa mitovy @nay mba ahafahana manao fikambanana dia torina any @ tribonaly fa tena tsy rariny mihintsy

misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1545