namana kely

21. sakaizakely ( 19/09/2007 09:19)
Misaotra indrindra anareo rehetra @ firariantsoa (l)(l)(l)

Ho an'izay mbola tsy nandia tam zany moa dia "manodiava" :-D:-D:-D:-D na indray mandeha fotsiny ara an ! Tena mahafinaritra mantsy. Aza miandry ela nareo mbola tovovavy ireo :-P:-P

Angatahina dieny izao ny mpiandraikitra hanokatra dinika "carnet rose"... ;-)
22. Kwasi ( 19/09/2007 09:35)
Dia mirary firariantsoa lafatra ho anareo mianaka sy ny rainy e,:D:D Dia maroroha taiza ooo!:D:D:D:D
23. mercia ( 19/09/2007 10:11)
Arahabaina nomen'Andriamanitra ny fara !! Dia mirary soa anareo rehetra!! (l)(l)(l):D
24. mandrindra ( 19/09/2007 10:27)
arahabaina tongasoa i naly
arahin'ny tehak'ireto mpisera
izay sady ravo no falifaly
manome an'i sakaizakely ny dera
25. la ( 19/09/2007 10:39)
Tonga soa i Naly =D dia nomen'Andriamanitra ny fara ny dada sy neniny sa moa mbola vao miatomboka ny lalao?...hihihi
Sakaizakely>ho avy ny anjaranay amin'ny fotoana mahamety azy fa dia miomana ary an!
Mirary soa e!
26. Samoana ( 19/09/2007 13:37)
Ouh ! Tonga soa ranamanakely ô ! Dia miarahaba ny rad nampisy an'io mimikely io koa e ! Maroroa taiza ô:-*
27. sakaizakely ( 19/09/2007 14:33)
Misaotra erampo erantsaina fa sady efa tretrika no mbola mahazo fiarahabana, tehaka sy tononkalo ihany koa.

Ny anay moa izany dia io no faha 3 sady faradobokoa koa dia miandry ny tanora hanaraka ny lalana efa nosoritana e !

Mazotoa daholo
:-*:-*:-*:-*:-*
28. diamondra27 ( 19/09/2007 14:39)
f'angah tsy atao 7 lahy sy 7 vavy? lol

de avadika ny resaka fa efa vita doly zao ny fiarahabana sns

araka ny fomba malagasy hono dia misy dikany daholo ny anarantsika rehetra ireny selon ny évènement na faniriana na tsy haiko de mba mametraka fanontaniana aho raha tsy mahadiso hoe: fa ahoana ny nahatonga ilay hoe " Naly" dia inona ny dikany @ teny gasy?
Asa na azondry ny tiako lazaina.

Ohatra izao hoe: nisy ankizy natao hoe: nirina
de talohan'ny naha-bevohoka azy ny RAD -ny de naniry zanaka ary niloabava we: raha teraka soa amantsara aho de ataoko i nirina ny anarany

raha azo atao ho'aho satria efa lany resaka ihany hono ny eto @ dinika de aleo mba resaka hafa mihintsy no resahina :oops::oops::oops:hihihi
29. Samoana ( 19/09/2007 15:15)
diam's/ ohatra namana iray izay koa :wink:
Voalohany nifanaovana teuf-teuf hono de nanontany ramose: " tsy nalaly ve ?"
" an an an tsy nalaly kah "
Taty aoriana Lalie no nataonjareo anaran'ny vavy voalohany ary Naly ny lahikely
Angano angano....arira arira:-D
30. dadie ( 19/09/2007 15:16)
arabaina sakaizakely d maereza o:-*:-*
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/B%E9b%E9s/bebe.gif[/IMG]
31. Fiffi ( 19/09/2007 20:23)
mirary soa hatrany akia sakaizakely an ! :-*:-*:-*
32. diamondra27 ( 19/09/2007 22:08)
samoana: hihihi:-D

ao tsara mitsy le angano e=D=D^:^
33. epsedo ( 20/09/2007 18:00)
saody mbola mitady zandry i dadie io :lol::lol:
34. dadie ( 20/09/2007 18:33)
32. Mpandefa : epsedo [ Valio ] 20-09-2007 20:00:15
Lohateny : Re : namana kely
saody mbola mitady zandry i dadie io

so d oe mitady zafikely oe satria ny zanaka efa 20 ans :lol:lol
35. malalafitia ( 21/09/2007 12:33)
arabaina e hono a azafady i dadie io ve le vadin nirina any andafy le mipetraka any amin sud de la france misotra mialoha
36. mandrindra ( 22/09/2007 10:12)
diamondra27, mety mpakafy an'ilay mpanakanto, naly rakotofiringa ny rar
37. tywa68 ( 22/09/2007 10:42)
malalafitia : zah koa mahafantatra dadie fa mety tsy mitovy angambany :lol:

Sakaizakely a : manao ahoana i naly kely ao e ? mankafy an'i Rakotofiringa tokoa ve ny RAR ?:D
38. sakaizakely ( 22/09/2007 13:57)
:P:P:P:P:P:P

Miala tsiny fa tena tsy fantatro ny dikan'ilay anarana, fa fantatro fotsiny hoe misy ilay izy :P:P:P:P

Sady hitako hoe mahafinaritra mazava ho azy, no mora entina aty @ tanimbahiny aty :-P

Tsy nahita na marimarina kokoa tsy nisy inspiraka anarana hafa koa e ! Ny kely hitako nampangoritsina ny sofin'ny mpanamboatra de sarotra be vao nahita marimaritra iraisana.

mandrindra> Tsy mpakafy an'i Naly Rakotofiringa velively :-D:-D:-D

samoana> nalaly anga ? =))=))=))

tywa> salama tsara, sady efa manao nuit: manomboka @ 10 alina => 5 maraina omaly halina. Mahafinaritra (l)(l)(l)(l)

Mbola mamerina fisaorana hatrany
39. sakaizakely ( 22/09/2007 14:01)
Fiffi> mci akia a !

40. wooda ( 22/09/2007 14:16)
legona a,

tena nahavery ahy ilay lohateny marina, zao ny bandy tara nanao saly saly.

boxe kely miaraka @ny zany de saly avy @ akama tao @ serasera.

Ahoana ny havizanana ao?

:* @ naly :-* ho anao de :°) @ ramose @ le mifoha @ alina .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2234