malaelo nefa tsy hitako itsony izay atao

1. Aino ( 18/09/2007 15:40)
malaelo hoa aho fa nisy namako iray izay lasa naditra be nefa izy vhv tsara tarehy, ka tsy haiko koa nany hatsarany no etiny hitondrana ny haditrana.
izy io moa dia efa nisy dinika nataoko angatahana evitra ho azy teto ary efa niezaka nanao izay azoko natao ihany aho ka @izao dia avelako izy anao izay tiany.
ny ditra ataony tiako laziana dia izao.
navelany ny fianarana t@ cours lasa teo iny nefa vao nanomboka.
tsy mody atrano fa laozany matory any @sipany, tara faona ny miditra ao ampianarany.
@izao fotoana izao dia laozany mivaoka atsy sy aroa
rehefa miresaka @ olona @ messenger izy dia silipy sy soutien fotsony no anaovany nefa izy mapiasa camera @izao.
dia efa mba nananatra azy ihany aho nefa tao tsy nisy vokany ka naleoko nangina, nefa aho malaelo ny ataony. sady efa mba solafaka ihany izy teo aloha noho izay ditrany izay dia mbola tsy fay ihany nefa kosa izy zaza tsy ampy taona.:-o
novalian'i xxx ny 05/02/2008 07:24
2. Ralay ( 18/09/2007 15:58)
Tsy misy RAR angaha izy ry Aino hananatra azy @ izany?
Inona moa no azonao atao rehefa tsy mihaino ny anatrao izy fa efa te ho lehibe ka any aoriana vao hanenina.
3. Aino ( 18/09/2007 16:42)
Ralay manana izy ary izay hitany hireo famillany saingy tsy haiko fa io ditrany io koa angamba afenininy @havany eny eh afeniny mihintsy satsia teo aloha nisy zavatra iray nitranga dia izhao ihany no nahalala any ilay izy, izhao anefa tsy te hilaza ninoninona ny momba azy @famillany.
indraindray aho te tsy hiraharaha azy nefa mampalahelo mahatezitra ahy izy.
4. zoubelou ( 18/09/2007 18:32)
Efa afaka adidy enao zany nananatra azy kou:(:( Safidiny ny azy zany kou...
5. naughtyboy ( 18/09/2007 20:15)
za efa sendra sipa namana otran'io,mafatifaty kely zay fa efa19 taona kalo e,mampalahelotsisy azo atao aminy fa ny fiainana ihany no ananatra azy sarotra ampina toko:?
6. sechat ( 20/09/2007 15:07)
Rehefa tsy voanatra hono dia aleo ny fiainana no hananatra azy. Mafy2 ilay fiteny nefa akory atao. Efa nanao izay azonao natao ianao. Enga anie mba ho tonga saina aloha fotsiny izy :(
7. winner ( 20/09/2007 21:59)
Amin'ny fiainana ange ry Aino de samy manana ny responsabilité-ny ka ny anao izay nàmany akaiky dia ny mananatra ary ny azy dia manaraka na tsy manaraka io anatra io. Rehefa vita ny anjaranao de ny anjarany sisa. Afaka adidy @ fatana ianao raha nandoro kitay tsy nirehitra
8. voniala ( 29/09/2007 08:50)
aza gaga enoa fa mety mbola anatin'ny fahatanorany izy de manao izay tiany hatao,kanefa ny azonao atao aminy dia ny filazana azy fa fitaka hoe ny hatsara indrindra fa ny hatsara-tarehy.De ambarao aminy koa fa "quelque chose a son limite";de farany ny cheval aza raha mbola sauvage folaka ihany rehefa tojo kapoka maharary.:wink:
9. richtiana ( 02/10/2007 11:51)
:roll:Tsy aleo ve teneninao mafy izy,ala-nenina farany mantsy zay,de rfa tsy mety izy de somary mihataka kely aminy aloha ianao.Hainao tsara moa le oha-pitenenana hoe:"refa miaraka @ amboalambo de amboalambo".Mino aho fa mety hanova kely azy ny fahitany anao mihataka kely aminy.Courage e.
10. bobone ( 11/10/2007 06:40)
salama Aino: ela akia tsy teto a! tena marina ny tenin\'ny namana fa ao anatin\'ny fisondotam-pahatanorana izy de lasa manivaka sady mety koa ny tsy ampy ny fifandraisany @ ao an-trano , na tsy ampy fahalalana loatra na koa voatery loatra ao an-trano de raha vao mahita lalana de tsy tana intsony! fa enao zany efa mba nananatra azy ihany ! sarotra io an! rehefa tena tafalatsaka @ fitiavana na jejojejo sns de tena henjana ny mamolaka ny sainy raha tsy voadona angaha izy vao ho tonga saina ary hahatsapa fa marina ny fananaranao azy! fa aza kivy fotsiny e! aza mitsahatra mananatra fa any andro any volana misokatra ny masom-panahiny ka hahatazana fa hay tsy mety ity nataony ity! de courage!
11. rabaribe ( 05/02/2008 07:23)
Salama o!
Dia nanao aôna le ankiz izao?
12. xxx ( 05/02/2008 07:24)
bonjour,
dia nanao aôna ilay ankiz izao rahats mahadiso.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4859