lany hevitra , lany resaka

21. mandrindra ( 19/09/2007 10:56)
diamondra27, aza hihomehezana moa ee:wink:, izaho mba efa manolotra size vaovao koo. dia mba velabelaro ane azafay ny vĂ´nin'i zanahary e
22. Fiffi ( 19/09/2007 17:10)
xxx:

Nareo ve mahatsapa fa ohatry ny tsy dia misy sujet vaovao intsony fa toa mihodikodina eto sisa isika ?
ary ity dinika ity mba ahoana ry xxx hono ? de aza miafina am xxx aza koh ! de manaova dinika vao2 matotra sy milay be toi an ! :)


23. mbaliana ( 19/09/2007 18:48)
pomme d'Adam mety ho vonin-janahary fa dia natao hoe Adam satria izy no nitondra azy voalohany? :-D:-D:-D
24. Fiffi ( 19/09/2007 19:44)
:-D:-D
25. xxx ( 20/09/2007 08:20)
Fiffi:

ary ity dinika ity mba ahoana ry xxx hono ? de aza miafina am xxx aza koh ! de manaova dinika vao2 matotra sy milay be toi an ! :)






Mahagaga ahy ilay fomba fandraisan'ny sasany izay lazaiko . Izaho anie tsy miteny hoe nareo no tsy manome sujet interessant e, niteny fotsiny aho fa mihodikodina eo @ resaka efa nandalo daholo ny resaka . Tsy niteny koa aho fa manana sujet matotra

Rehefa tsy azo atao moa ny manao remarque dia atao akory fa dia aleo manaja tena

Efa betsaka ny resaka xxx nandeha teto fa safidy io. No comment .
26. diamondra27 ( 20/09/2007 09:45)
tsy ahoan-tsy ahoana ohatran'ny baolina noana zany koa :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5863