Fanontaniana

21. ikaretsaka ( 19/09/2007 21:39)
tsy aleoko kosa any@ pretra toy izay le any @ psy letsy kle!
22. mbaliana ( 20/09/2007 09:08)
fijo> rehefa ao anaty ekipa iray ianao dia misy ny fombafomba amam-panao ao... dia arahina fa zay no nieritreretina hoe mety...
le miteny eo imason'ny pretra manko mety hanampy bebe kokoa an'ilay olona hoe tena miaiky... (psychologiquemet) misy ny tsy zavatra natao tena nahamenatra be an'le olona fa ny fanaovana izany miaiky zany eo imason'olona mampiseho fa tena nanenina tokoa ilay olona... tsy voatery ho toy izany foana fa natao hanampiana ny be sy ny maro fotsiny
23. prime ( 20/09/2007 11:02)
xxx> ny ahafantarana azy koa dia hainonao fa feno fifaliana sy fiadanana ny fonao...
24. fijo ( 20/09/2007 21:08)
raha namono olona aho ka,manenina,dia nymitolobatan any amin'ny polisy no ataoko.de miandry ny sazy aho avy eo ary ekeko izay azoko eo;satria nanenina aho nahavita le ratsy
25. mbaliana ( 20/09/2007 21:44)
yee dia mety ka...dia rehefa avy eo ianao tsy enjehin'ny eritreritrao ntsony...dia hozy i prime hoe feno fifaliana sy fiadanana ny fonao
26. Rasiligaoma ( 21/09/2007 05:55)
tsara ilay hoe feno fifaliana sy fiadanana ny fo na any am-pigadrana aza , noho ilay henjehin'ny eritreritra
27. fijo ( 21/09/2007 21:07)
izay aloha dia marina
28. prime ( 25/09/2007 11:25)
rasily> itoviako hevitra tanteraka...
29. fijo ( 26/09/2007 21:32)
nefa azo atao koa ny mamono heritreritra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.772