Mankanesa aty Amiko:hira mampalahelo kanefa aza kivy.
21. niryna
(
20/09/2007 05:54)
Rasiligaoma:
ny zavatra nataon'i Jesosy indrindra ry niryna dia ny mihaino , mandalina ny manodidina azy alo ha .. fa tsy nanao mihitsy izy ilay tsy te hahalala sy hamaky sy hanaja ny sasany sy ny hoe ny azy ihany no nasesiny be ohatran'ny sesi-tsaosisy! :lol:
:D
23. la
(
20/09/2007 06:01)
Marina mintsy ry reto fa Andriamanitra tsy manary antsika zany a! misy fotoana tena otrany hoe enao rery manana olana, malahelo sns...nefa ao anatin'izany dia mbola afaka mitsiky enao,mémé sy mifaly de zay!
Fa zao no mba tiko lazaina amintsika Andriamanitra eo fona manampy izy de manome hery zavatra tokony atao an-tsaina fotsiny raha sendra olana de zao we mandalo io fa ny andro iray iainanao nge mandalo daholo e!
Na tsy fanatatrao zao aza ny antony tsimaintsy mbola ho fantatrao zany!!
Mankanesa aty amiko: hira mampalahelo sns...hira natao andinihan-tena :D:)

24. fijo
(
20/09/2007 21:12)
aiza nefa andriamanitra ry la amin'izao mahazo ny vahoaka ao iraka izao an??tsy manry ve izy raha misy tokoa?
25. ikaretsaka
(
21/09/2007 16:05)
tsy manary letsy izy ry fijo an.. saingy amin'ny fomba hafa tsy takatry ny sain'ialahy sy isika no anaovany an'izany aloha izao ..
andraso fa hiha mazava ho azy eo e
andraso fa hiha mazava ho azy eo e
26. fijo
(
21/09/2007 21:09)
hi h i ,izay le miandry lava an,ny pokona efa jokotra tsy mahandry intsony fa raha msy dia mivoaha e
27. niryna
(
22/09/2007 01:52)
la:
Marina mintsy ry reto fa Andriamanitra tsy manary antsika zany a! misy fotoana tena otrany hoe enao rery manana olana, malahelo sns...nefa ao anatin'izany dia mbola afaka mitsiky enao,mémé sy mifaly de zay!
Fa zao no mba tiko lazaina amintsika Andriamanitra eo fona manampy izy de manome hery zavatra tokony atao an-tsaina fotsiny raha sendra olana de zao we mandalo io fa ny andro iray iainanao nge mandalo daholo e!
Na tsy fanatatrao zao aza ny antony tsimaintsy mbola ho fantatrao zany!!
Mankanesa aty amiko: hira mampalahelo sns...hira natao andinihan-tena :D:)
=D
Sady zavatra iray ihany no tadiaviny amintsika dia ny mamoa ny varavaran'ny fotsika mba hidirany
FILIPIANA 4:6
6 Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin'ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra.
28. niryna
(
22/09/2007 02:20)
Rasiligaoma:
azonao? to laozana mihomehy tany tresaka fotsiny?
mihomehy aho satria mitovy ny rehetra mijery sy mihaino,tsy voatery hamaly fa mamaky fotsiny,tsy hiteny koa ity aho rasily fa mamaky tandremo sao tsy fantatrao a.:D:D
29. niryna
(
22/09/2007 02:25)
Nisy ramatoa izay nijoro vavolombelona nilaza fa mamaly vavaka Atra.Efa noresahintsika hatrany io.Nivavaka an-drainy hono izy 15 taona mba hanatona an'Atra.Kivy izy kanefa tsy nitsahatra fa nanohy ny vavany hatrany.Indray andro hono ,nifoha ity rainy ary dia niakanjo.Alahady ny andro ary variana ny eraky ny trano.Andeha ho aiza ity dada?Andeha hiangona aho hoy izy(85 taona izy).Herinandro vitsivitsy tao aorian'izay dia maty izy.Tsy ny nahafatesany no nahafaly ny fianakaviana fa izy voavonjy. Na inona na inona izany fahoriana ,fahotana hoentintsika ka mikiky ao anaty dia afaka mbola mibebaka sy afaka miresaka aminy isika fa mamaly vavaka foana izy.Mahandrasa(io no tena ela sy tsy handrintsika):D