reveillon......

21. tezitra ( 19/09/2007 11:08)
ON EST EN MOIS DE SEPTEMBRE, ET ces POV D'ESPRIT , nous rabattent les oreilles, et nous bassinent avec leurs REVEILLONS EN DECEMBRE .

des malgaches qui ne pensent qu'à faire la fête.
or ses compatriotes meurent comme des petits mouches à partir de l'âge de 50 ans (avc, malnutrition,accident de la route, insécurité, etc...)


SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
22. mbaliana ( 19/09/2007 18:55)
maninona raha mamosaka hevitra fa aza mikritik fotsiny...mety hisy hanaraka ny hevitrao ry tezitra... tout est possible...
23. fijo ( 19/09/2007 19:05)
mbaliana an,na dia tsy mamely be intsony aza anie le fitiavana azy mbola mitohetra e,na dia ny ahita ny namana hankafy azy fotsiny aza dia efa fahafinaretako
24. Fiffi ( 19/09/2007 19:58)
tsy atao mahagaga ny zavatra lazain'tezitra...mbola mamofona be foana le trondro maty an ! mbola tsy nariana foaana ve ? :-D:-D:-D:-D
25. mbaliana ( 20/09/2007 08:24)
fiffi> kay hono lery toa main'ny courant.. il est grillé

fijo> mitsiriritra hoeeeee :-D:-D:-D:-D =))=))=))=))
26. Fiffi ( 20/09/2007 10:40)
mbaliana: de zay ve hono no nahatezitra azy ? =))=))=))=))
27. diamondra27 ( 20/09/2007 11:03)
mbaliana:

fiffi> kay hono lery toa main'ny courant.. il est grillé

fijo> mitsiriritra hoeeeee :-D:-D:-D:-D =))=))=))=))


_____________________________

:-D:-D:-D

tafita le hafatra e!
tena mesazera tsra mitsy ndriko ty an :-*:-*

may ny courant hihhi:oops:
28. mbaliana ( 20/09/2007 18:23)
diams> ndriko no namoaka ny hevitra .. za nire-elaborer azy...:-*:-*:-*:-*:-*
29. Fiffi ( 23/09/2007 17:51)
:-D:-D:-D:-D
30. watafon ( 23/09/2007 20:21)
tezitra : fa d maninona loatra :roll::?::?::?: inona no idiran'izany eto zao ?
ftma: aleo ary za hiandry aty aloha amty e! hihihi !:-*:-*
fiffi : hay v e ! :-*
31. Fiffi ( 30/09/2007 16:49)
de mbola miandry foana zah io an ! .....
32. lo ( 01/10/2007 04:03)
fiffi a, refa tsisy aki any d afindrao aty e, d miara mikarakara eo :D
33. xxx ( 01/10/2007 09:24)
rehetra, za mikarakara reveillon fa aty antananarivo rah ho avy nareo. mila manao reseravation aloha fa ho anolondroa fotsiny le izy an. lol
34. Darlin ( 22/10/2007 10:48)
salut daholo,
hihihi ny eto an-toerana marina raha ts faritana dieny izao d ho betsaka ny ts afaka an!

Koa dia karakarao ry toponandriakitra a! kiss doly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5156