amiko aloha na kristiana aho na tsia dia ny fanajàna ny hafa ny devise-ko.
Raha vao miteny kosa ka hoe: kristiana de miezaka mba hanaraka ny hafatry ny Tompo.
Noho izany miezaka ny handeha araka ny fanahy. Raha tarihin'ny fanahy ianao de tsy hanambony tena , tsy manafitohina olona gratuit; manetry tena, tsy mieboebo, etc...
raha hafa ny finoan'ny manodidina anao de ambarao ny anao, efao ny adidinao de zay
Izaho tsy katolika fa saingy tiako sy ankasitrako ny fomba fitorin'ilay père Guilibert ao @ RTL isaky ny alarobia, satria manana ny fomba fiteniny izy mba hiantsoana sy itoriana ireo "à la rue"
Izany tsy midika hoe: jiolahimboto akory izy.