mila vaha olana

1. pily ( 14/09/2007 20:35)
salut daholo é
miarahaba anareo ny tenako misy namako be ato @ ity serasera ity dia manana olana hony izy fa tsy mety tafiditra @ serasera mihintsy hony izy zany hoe tafiditra soamatsara izy fa tsy hafaka mamaly ny hafatrako mihintsy izy hono fa nadefa mail tamiko ka mila vaha olana misaotra betsaka
novalian'i UB40 ny 01/10/2007 23:58
2. Fiffi ( 14/09/2007 20:54)

-nofenony ve ny mombamomba azy ?

-sao de diso ny fanoratany an'le ps-ny ? (io manko ohatra hanoratra hoe "pily" de afaka mahita ny rehetra .....fa raha ohatra njay ka misy hadisoana hoe "Pily" tafiditra hiany fa tsy bdb ny zavatra tsy azonao atao.....heu..ohatra na fahitana ftsn hoe iza no tatao tao anaty 10mn de tsy ho hitanao io....(nefa tafiditra ato hiany an !)
3. Rasiligaoma ( 15/09/2007 04:49)
dia maninona ry fiffi izaho tsy tafiditra mihitsy raha atao r kely ilay hoe Rasili
4. Fiffi ( 15/09/2007 05:16)
Rasiligaoma:

dia maninona ry fiffi izaho tsy tafiditra mihitsy raha atao r kely ilay hoe Rasili
:roll: de ohatran'hoe diso ny lakilé nampesainao de tsy tafiditra koh !


5. UB40 ( 30/09/2007 12:41)
Sali dôly, ty mba misy kestion kely é!
:arrow: [size=16]Manana olana zà ato @ karajia tsy haiko wé nanin fa banni hono, kanefa zà nichat farany teto t@ vendredi matin, tsy nisy olana fa nandé tsara, androany zà gaga fa wé banni hono, banni tsy fanta-pototra;In kay no mahatonga an'zany? mila vonjy avy aty @nareo namané!![/size] :snif:

Merci d'avance
6. lanto ( 30/09/2007 13:05)
[15:02] Je ne sais pas qui est ub40.
[15:02] -BotStats02- J'ai trouvé 2 réponses à cette recherche : Anonyme5744715, UB40. Anonyme5744715 (~UB40@....) a été vu(e) pour la dernière fois se faire kicker de #serasera par BotLives01 ( Soloy ny solonanarana fa efa misy tompony.) il y a 1 jour 14 heures 21 minutes (29.09. 00:40), après avoir agacé les ops pendant 1 minute.

Nivadika anonyme ny ps-nao de navoakan'i botilves. Raha mampiasa script ianao dia jereo fa mety mbola io Anonyme... io no pseudo-nao voatazona ao, dia ovay, fa ny anonyme dia tsy afa-miditra.
Rehefa tonga ao ianao vao homeko !mosoara :-p
7. UB40 ( 01/10/2007 00:21)

:arrow:[size=14]Misaotranao, fa zà kosa klou mbola tsy niditra teto @serasera karajia kosa t@ le 29/09/07 é!; ra azoko tsara ngé zany ry Lanto dé nisy nisandoka ny ps-ko t@io fotoana io é!, dé reva itany fa efa misy tompony dé nanôvany adalàna lé ps. Sa tsy zany? Nefa raha izany tsy tokony zà mints no banni fa ilay olona nisandoka an'ilay ps-ko![/size]:cry::(:snif:


8. lanto ( 01/10/2007 18:23)
Anontanitanio fa mety nisy nampiasa ny ordi sy ny pseudo ;-) Efa tafiditra ve nefa izao ?
9. UB40 ( 01/10/2007 23:58)
lanto:

Anontanitanio fa mety nisy nampiasa ny ordi sy ny pseudo ;-) Efa tafiditra ve nefa izao ?

Non, mbola tsy tafiditra mints zà:!:
Sady zà rery ihany kou no manpiasa an'ito ordi ito ry Lanto à! zay no mahagaganà.:(


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.276