I can feel it coming.. tsy hanenenana ny mihaino an'itony

21. cutie ( 14/09/2007 21:14)
ty ve :)
http://www.youtube.com/watch?v=T5qc3qZqe38
22. Papoose ( 15/09/2007 02:07)
tay b le feona african americans!
23. Fiffi ( 15/09/2007 07:39)
mazana ry zalaha kah ! :{:{
24. naughtyboy ( 15/09/2007 10:20)
manja kalo ny reviny lerony e fa afaka mi-adapt " hira rehetra ny feony:wink:
25. Fiffi ( 15/09/2007 10:25)
ny ahy ny zavatra tena tsy tantiko fotsiny de le mamadika mozika klasika atao rap :evil:
26. Papoose ( 15/09/2007 21:14)
nefa tena aleoko avadika rap toy izay ajanona classic marina!
27. naughtyboy ( 16/09/2007 12:13)
http://www.dailymotion.com/video/x2qdlc_hip-hop-violon-paul-dateh-inka-one_creation na ny violin aza miala @ klasika,fa io le saika alefako ho an'i Ikaretsaka tetsy ambony asa izy ra ao na tsia
28. naughtyboy ( 17/09/2007 11:47)
fiffi efa mivoatra b ny mozika @ zao otritonyhttp://fr.youtube.com/watch?v=ijSNBDe9iOM
the corrs & black mambazo (mpifanolobodrindrina ao afrika atsimo sy reto irlandais oh)
29. naughtyboy ( 17/09/2007 11:48)
http://fr.youtube.com/watch?v=ijSNBDe9iOM
30. Fiffi ( 17/09/2007 15:20)
http://fr.youtube.com/watch?v=uiB6vT5HT3U&mode=related&search= tena noheveriko miteny gasy ry zareo...:-D:-D:-D fa milay kosa aloha an !
31. naughtyboy ( 17/09/2007 17:44)
to otrany tenimparitra ao afrika atsimo izy io fa tsy afrikans(mety ho bantou na swahili..)
music is a powerfull meduim through the hearts of million peoples,nations and has no limitation to reach its target(message)Notty,asa ra nisy namorona ny mozika na tsia:-Pmanala azy fotsiny za fa zafady e:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0419