Le Ministre Ratolojanahary veut défier Ravalomanana

1. rabaradaka ( 14/09/2007 12:35)
Aleo adikako ilay izy ry dadatoa :
Mazava ny ao anaty MAP fa 2 à 5 tonnes par hectare no rendement an'ny vary amin'ny 2012 nefa ingahy Ratolojanahary milaza fa ao anatin'ny 2 taona dia ho 6 tonnes par hectare no rendement an'ny vary. I Harisson Randriarimanana ve no tsy nahay nanao tombana sa i Ratolojanahary no te hi-défier an-dRavalo. Soa ihany fa TIKO boys io
novalian'i Jeankely ny 11/10/2007 09:10
2. tezitra ( 14/09/2007 12:39)
Qu'on arrête de cultiver et de manger le vary, c moins dietétique, ça demande beaucoup d'effort pour le produire, ça fé grossir: regarder les petits gros peperes et les ptites grosses memeres d'andafy...

JE PONCE donc J'ESSUIE
3. Jeankely ( 14/09/2007 12:58)
NIverina indray rehefa avy nanazava betsaka tary amin'ny fivavahana an? Angaha tsy misy fivavahana ho an'ny mpitondra ra-tezitra oo?=))=))=))Sa mivavaka ho an'ny devoly?=))=))
4. ainga ( 14/09/2007 13:34)
Safé girociran'là ahoana ry tezitra ny vary ? tsy dietetikan'elà inona ? Fa lasa fahavalo hatramin'ny vary re ity ry lanitra ô !

Maninona tokoa moa raha ovaina fasika ny fototsakafon'ny gasy e ? io no betsaka any @-tsika, efa misy sira mihitsy aza ny fasika amorontsiraka, ary fantatra fa mineraly mahasalama 8O:)8O:)8O:)
5. ravatorano ( 14/09/2007 15:19)
rabaradaka< fa angah moa izy ity raha miteny fa hahavita mihoatra nohon'ny voalazan 'ny ao amin'ny MAP dia lazaina fa mi-défier ny filoha Ravalomanana
Aza adino f a izay ilay atao hoe miasa miasa tsara ary miasa mafy.Ny fahatongavana amin izay 6t/ha izay ange tanjona e ka ny mihaoatra aza no tsara sa raha latsaky ny ao amin'ny MAP indray ny vokatra miakatra dia hilaza indray nareo fa hoe io ary fa tsy mahavoa mihitsy ireto mpitondra ireto
Tokony omena famporisihina sy fanohanana ny olona mahavita sy mikendry ny hampiakatra ny fiakaran'ny fahavokaran'ny vary na ny rendement izany fa tsy lazaina ho mi-défier indray !
ntsssssss !
tsy azoko mihitsy
6. simplex ( 14/09/2007 15:59)

vinavina # zavatra mitranga
7. sipagasy ( 14/09/2007 20:13)
ekena mba tsy ifandirana e!:oops:
8. dibbah ( 16/09/2007 13:24)
tsy maintsy mi-saute na tiko boys ary refa tonga ny fotoana
9. Jeankely ( 17/09/2007 08:26)
Na hifampi-défier izy na hifamaky loha na hifandraoka na hifanolosolo inona no olanao. Aza dia manao FAUX PROBLEME nama a! Ny olan'ny vahoaka dia zavatra hafa ahoana no fomba hisondrotan'ny fianany?
10. khoto ( 07/10/2007 16:06)
Eis efa pion 1 io ts mis coordinsô io fa zô ny nmn a: omeo le site anglis mis carctéris k basy longe porter reny e!
hoavy ts ela revendicatio!
11. Jeankely ( 11/10/2007 09:10)
Manahoana Ra-Khoto fa mba aiza izao Be-khoto?=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1427