zaza tsy ampy taona
22. cutie
(
31/10/2007 20:57)
Mpandefa : methode [ Valio ] 31-10-2007 05:39:17
Lohateny : Re : zaza tsy ampy taona
Tsy izay rehetra manintona akory de tsara! Ohatra izao hoe firy no milaza fa ratsy ny toaka ary impiry ny fanambarana eran'izao tontolo izao fa ratsy ny toaka nefa mba jereo hoe ampahafirin'ny olona amin'izao tontolo izao no tsy nikasika toaka. Ohatran'izany koa ny sigara! Dia be dia be nytoy izany
matoa manintona de tsara zay . Refa tafiditra ao anatiny ao vo tonga saina we kay ratsy ty zavatra ty na we tsara ihany kay izy ty :-D
23. methode
(
01/11/2007 04:10)
cutie: Madio ivelany ohatran'ny fasana zany ireny minijupe ireny ko! :roll:
25. methode
(
02/11/2007 06:23)
cutie: Aza mampiana-dratsy eo ndray. Ny an'ny sasany aza efa tsy fidiny ko!
28. methode
(
04/11/2007 14:55)
sarobidy: naivo iza? :lol: Topikony mba miteny ihany aloha ny Ray aman-dReny rehefa hita fa tafahoatra fa rehefa misy ny olana ange dia tsy maintsy ireo ihany indray no mivaky loha mitady izay fomba hamahana azy e!Ny fomba fitafy ihany koa ange dia efa milaza hoe matotra na tsia ilay olona e! Dia tokony mbola tanora dia efa ampianarina fa rehefa mpanenji-damaody loatra dia ny fiainana manontolo mihitsy no lasa manenji-damaody. Tsy ho takatra daholo anefa izay lamaody vaovao miseho dia lasa manaonao foana hahitana vola hividianana izay tadiavina.
29. cutie
(
04/11/2007 15:25)
marina zany ry methode a:lol::lol::lol:
soa ihany alou za fa tsy manenji-damody :-D:-D:-D:-D
soa ihany alou za fa tsy manenji-damody :-D:-D:-D:-D
30. methode
(
04/11/2007 15:29)
cutie: Ka njy koa tsy hahatratra raha hanenjika aza ko! Reny ngeh mahery mihazakazaka e! Io fe botakely io ve? :lol:
31. cutie
(
04/11/2007 15:32)
tapenako zipo hatreny akitrokely koa :-D:-D:-D:-D
lamaodin'antitra no enjehiko :-D
lamaodin'antitra no enjehiko :-D
33. methode
(
05/11/2007 11:18)
tsinjo> Tsisy hoe ahoana fa tsy hita ny sasany de aleo aloha zahay mba manoratra eto mba misy ihomehezana kely!
cutie> Reny no tena tsara ko, sady mampafana amin'zao andro mangatsiaka any zao!
cutie> Reny no tena tsara ko, sady mampafana amin'zao andro mangatsiaka any zao!
34. cutie
(
05/11/2007 15:19)
cutie> Reny no tena tsara ko, sady mampafana amin'zao andro mangatsiaka any zao
ho tafitohina no ahiako :-D:-D:-D:-D:-D
36. sarobidy
(
08/11/2007 11:46)
Mpandefa : methode [ Valio ] 04-11-2007 16:29:31
Lohateny : Re : zaza tsy ampy taona
cutie: Ka njy koa tsy hahatratra raha hanenjika aza ko! Reny ngeh mahery mihazakazaka e! Io fe botakely io ve?
methode: naivo e, i naivo :-D.
Ary tahatahaky ny lava maso taiza ndray nahita ny fe botakelin'i cutie :lol: