tsunami ???

1. lanto ( 12/09/2007 17:27)
Nahazo phone avy any mada zah manontany fanampim-panazavana, hoe misy tsunami hono ? Izay mba manana vaovao farany ?
novalian'i rajozy ny 29/01/2009 08:12
2. lanto ( 12/09/2007 17:30)
http://www.lejdd.fr/cmc/scanner/societe/200737/la-reunion-alerte-au-tsunami_54497.html?popup

no hitako aloha.
3. tess ( 12/09/2007 17:38)
kou tsy loza ve izany ry lanto.....:?
4. tess ( 12/09/2007 17:40)
i kallie izao no afaka manome info momba anio:?
5. zoubelou ( 12/09/2007 17:51)
D mety ho tonga any mada v zany?
6. Fiffi ( 12/09/2007 19:04)
http://www.wanadoo.mg/actualite.php?articleId=324152
7. Fiffi ( 12/09/2007 19:07)

Un puissant séisme en Indonésie déclenche une alerte au tsunami
12-09-2007 / 17:00
Un puissant séisme de magnitude 7,9, selon l'Institut de géophysique américain (USG), est survenu mercredi au large de la côte occidentale de Sumatra, dans l'ouest de l'Indonésie, et a déclenché une alerte au tsunami dans la région de l'Océan indien.


Le séisme s'est produit à 18H10 (11H10 GMT). Son épicentre a été localisé en mer à une centaine de kilomètres au sud-ouest de la ville indonésienne de Bengkulu, à environ 15 km de profondeur, selon l'UGS
8. wooda ( 12/09/2007 20:39)
Zay angamba no nampivadika ny toetr'andro taty @nay androany, orana sy rivotra mafy be kanefa mbola tsy fotoanany zao.
Sady mijery vaovao @ net fa tsy de mahafa-po ny hita sy re aty fa maro loatra ilay telefon "gasy".
9. Ralay ( 12/09/2007 22:02)
Tsy tonga any dago io no sady efa levé ny alerte tsunami fa mety mbola hanonja² kely ihany ny ranomasimbe indianina. Izay no vao² farany henoko t@ radio @zaofotoana anoratako izao.
10. ikaretsaka ( 13/09/2007 00:23)
misy tsunam hono tany indonesie ko! hoy ry zalahy tany "padang".
fa isika ilay tsy nandray andraikitra no giravy
nefa raha sanatria sanatria izany no any dia rava indray ny faritra atsinanana
11. Fiffi ( 13/09/2007 05:55)

TSUNAMI
Madagascar épargné

Une alerte internationale au tsunami a été déclenchée suite à un tremblement de terre en Indonésie. Mais à entendre les autorités malgaches, le phénomène ne touche pas la Grande île.
L'Express de Madagascar
12. tess ( 13/09/2007 19:31)
:? aza hitako eny zany....tsssss
13. ikaretsaka ( 14/09/2007 02:11)
za koa efa ny aza hitako no nibahana andoha.. fa raha sanatria sanatria.. aoka fotsiny angamba!
14. rajozy ( 29/01/2009 08:12)
:twisted: ravalo jadona tsy milay :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1363