Rafozandahy sy vinanto

21. menalamba ( 11/09/2007 15:45)
Tena miaiky ny fahatonianao aho ry ingahy "miarina" fa raha izaho angamba no teo @ toeranao dia efa ela izy no nifangaro t@ malotony...:-/
22. diamondra27 ( 11/09/2007 16:11)
menalamba:

Tena miaiky ny fahatonianao aho ry ingahy "miarina" fa raha izaho angamba no teo @ toeranao dia efa ela izy no nifangaro t@ malotony...:-/

_______________________________

de atoroy anay we ahoana ny ataonao raha azo atao.

23. diamondra27 ( 11/09/2007 16:21)
miarina : mbola tsy manana vahaolana aho zao fa mbola mandinika

ny fantako fotsiny de raha any aoriana any de hisy ny olana satria raha miteraka ianareo sy raha lehilahy ny zanakareo de ahoana no ataonareo?

question entina hanomanana ny ho avy fotsiny ny ahy io

raha za ianao aloha raha manana preuve de aza ariana ireny preuve reny na atao copie aza de entina any @ manampahefana de mametraka plainte dieny zao satria raha mananjanakaianao de manana droit ny dadabe sy bebe haka ny zafikely refa vacances na otran'izany , zony zany
de mba iarovanao @ ze mety hiseho any aoriana de sorohina dieny zao ze tokony hiseho.
Isika nge eto an-tany de misy lalàna mifehy antsika, de tokony hanaraka zany doly ny tsirairay.
Raha tsy beton be ny preuve-nao de tsy afaka mandresy lahatra ny manampahefana
manatona ireny AS: assistante sociale reny na travailleur familial reny na ze tompon'andraikitra momban'io cas-nao io de izy no afaka hanampy anao @ démarche.
Mametraha main courante any @ polisy aloha de ry zareo manoro anao ze tokony hatao

de courage an!

Farany: mba lazao kely le vadinao fa ùmatoa ianao naka vady azy de mahaleo tena nareo , de tokony tsy hidiran'olona ny tokatranonareo fa zany we no maharava ny tokantranon'olona sy mampisy olana
za we tia anao @foko manontolo ary tsy tiako ho rava ny amintsika
za kosa anefa we tsy miteny we aza manana relation @ dadanao ianao fa aoka ny olanay ho regler-nay fa samy lelahy lebe zahay fa aza idiranao en fait, aza maka choix entre moi et ton père
sns sns e

24. tywa68 ( 12/09/2007 07:06)
Kwasi : Tsy mety kosa zany chantage zany fa tonga dia omeo ny direct raha manantona sy mamerina ary tsara raha misy mahita : @izay tsy mila explication fa mazava ho an'ny rehetra !
Manosihosy anie izany e ! sa hanimba tokatrano satria tsy misy sahy mamaly azy, dia avela satria hoe ray ???

Diamondra27 : zany fitiavana izany tsy mila tenenina be hoe zao sy zao, raha tena "marina", fa ilay rangahy iry mila faizina raha lehilahy i Miarina. Fa tsy hoe miala sy mitsoaka azy indray ...
25. diamondra27 ( 12/09/2007 09:11)
tywa: ny ahy ny fitiavana aloha de ilaiko ny olona miaraka amiko miteny an'io e!
tsy atao lava reny kosa aloha fa aseho na @ fiteny na @ fihetsika
Ny antony itenenana azy eto de satria tiana tsindriana le fitiavana azy.
Mila faizina ilay rafozana fa atao @ fomba ofisialy fa tsy ampahatezerana na entimpo.
Amin'ny zavatra rehetra ataonao de tokony eritreretinao tsara doly aloha vao mi-passer en action ary tsy tokony hanenina eo @ fiainana fa hi-assumer ny choix-naosatria voavinavina daholo we: ra zao no mitranga de zao no ataoko; Na inona na inona rehefa misy proposition na choix tsy maintsy atao
Tsy manao fuite zany miarina raha niala tao @ rafozany fa refa mana-tokatrano de tokony hitokana fa tsy hiaraka aman'olona.
Fa raha miala ao miarina de tokony hanao démaeche fa tsy hijanona @izao fotsiny.
De tandremo sao very ny porofo...
26. tywa68 ( 12/09/2007 09:23)
diamondra27 : tena marina anie izany hoe fomba ofisialy sns... ary tsara atao fa tsy atao menace en l'air e !

Matoa ilay rangahy manohy manandrana, dia mahatsapa izy fa mety misy irika i Miarina ! satria tsy mazava aminy ny fandavany, satria mety zany no fijeriny an'ilay relation n'ilay zanany sy ny vinantony, satria tsy miharihary @ manodidina fa mifankatia tokoa retsy ary tena fitiavana fa tsy hoe nitsakaraka ! satria ilay zanany vavy tsy mampiseho hoe sambatra nanambady an'i Miarina ... fitsapàna dhl io ka anjaran'i Miarina no mampiseho hoe iza no mamorona ?
27. miarina ( 12/09/2007 09:54)
Izy die efa nivaky t@ vadiko fa nanao izany tokoa. Ary nisy anabaviny ko notarainany fa tsy miraharaha azy hono izaho dia notantaraiko tany ny nataony ary dia io anabaviny io no niala tsiny taty amiko sady menatra tokoa.

Izy dia mahatsapa fa tsy mety ny nataony milaza @ vadiko izany foana izy ary milaza fa te ihaona amiko hiala tsiny sy hiresaka. Izy anie tsy miresaka sy manana contact amiko intsony. Mahatsapa izy fa diso nefa dia mbola basivava foana. Nandalo taty izy izao t@ vacs dia nolazaiko ny vadiko tsy mila azy ato antrano aho raha ato antrano aho fa raha tianao(RAR io ka sarotra amiko) dia misakafoana ianareo ato fa izaho tsy eo. Dia miseho matikambo tsy sahy.

Ny zavatra tsapako dia zatra nanjaka be tao antokatranony izy. Tsy tiany mihitsy hoe izy latsaka na toherina. Ohatra izao ve teny tokony havoaka : \'na manao asa ambany aza ho tsy ambany noho ela (izy manko zazamarolahy izao hono)\'. Ka izaho tsy nety nanaraka ny sitrapony sy tadiaviny dia lasa izy mitady moyen hampisendaotra ahy ka hila ady aminy. Izy anie tsy raharahako izay ataony any e fa izy manaratsy ahy @ olona rehetra sy basivava no tsy tiako.

NB : Tsy resaka manao fuite ny fiheverako ny zavatra nataoko. Niala aho satria mila mahaleo tena ary nanapaka ny relation nay za satria izy refa tsy mahay miaina @ ol tsy mahay manaja tena aho.
28. tywa68 ( 12/09/2007 10:14)
Adala anie izany izy ry Miarina dia tsy mila mandany andro aminy : fa ampisehoy @ manodidina fa adala ary tsy mendrika henoina akory, na valiana !

Na koa valiana dia hita eo ny ataony = raha midaroka dia toriana any @ pôlisy.

29. Veloo ( 13/09/2007 01:28)
miarina [ Valio ] 10-09-2007 15:46:02
Lohateny : Rafozandahy sy vinanto
Tsy hitako izay lohahevitra ametrahana ity resaka ity koa dia eto no voatery napetrako.

Efa manambady aho izany herintaona sy tapany izay. Nisy fotoana nipetraka tany @ io rafozako io izahay mivady(mbola tsy niasa aho tamin'io).


ito aloha dia efa ratsy mihitsy a satria ianao lahy - tokony tany @ RAD-nao ianareo no nipetraka

Avelao izy hirediredy ao fa rehefa manao ny tsara ianao tsy mba very mande lesy a

Mahereza
30. Ccilia ( 13/09/2007 05:47)
oadray fanindroany, ary tena tsy kopy mihitsy aho, hay ve lehilahy ilay victime e? donc gai izany ilay rafozan-dahy resahana?
31. diamondra27 ( 13/09/2007 06:26)
Ccilia: tsy gay fa bi satria nanambady de niteraka
fa bon , n'amplifies pas sa douleur fa hitady vahaolana ho an'i miarina sy mampahery azy
32. Kwasi ( 13/09/2007 12:11)
Hay ve gasy ihany ity papa e, niheveriko ho vazaha ary.

miarina> raha ny fahitako azy eto izany dia ilay vavabe na fanaratsiana any @ fianakams hafa any no tena tsy tantinao. Nefa raha ny hitako eto koa dia efa mahafantatra ny hadalany daholo ny olona rehetra. Donc raha izaho ianao tsy marary fo aminy intsony satria raha manaratsy anao any ambadika any anie izy dia toy ny miampanga tena ihany e. Hitanao fa na ny anabaviny aza tonga niala tsiny tany aminao. Ka aza mety rangitniny intsony fa iomehezo fotsiny. Mety hoe sarotra izany hoy ianao satria mba manankambo ihany ny ve ny tena dia hipetrapetraka fotsiny @ izao. Tsy koi zany satria ny azy efa tsipaky ny ..., Fa mino koa ve hianao fa dia mino azy daholo izao ny olona @ fanaratsiana ataony momba anao? Mety ho tsia no valiny.
Koa ny hevitro dia ity, tazony araka izay mety ny fifandraisanao @ havam-badinao. Mijoroa @ maha ianao anao. Ny @ i Papa aza amakiana loha fa manjary hoatry ny hoe marary fo @ adala eo fotsiny ianao. Raha mbola mitady hanao ny hadalany dia apetraho @ toerana misy azy. Ok?
33. miarina ( 13/09/2007 12:19)
Misaotra antsika rehetra izay namaly. Be dia be ny hevitra hitako ary ny hizarana ny zavatra mitranga toy izao dia ahitana sy anitsiana ny tokony hatao.
Ny ho ahy dia voafehiko hatr@ farany satria tsy anaiky hanao izay tadiaviny aho fa ny manodidina azy no tena mampalahelo ahy ary ny vadiko ny tena atahorako.

Nisy olona niteny teo hoe adala ilay rangahy. Izaho koa nihevitra toy izany. Heveriko fa tsisy olona tonga saina ka ahavita izao zavatra tantaraiko izao :
- Ny vadiko (zanany vavimatoa) dia lazainy fa efa charge en plus tao antranony ary efa tokony ho ela no nande.
- Faly ery izy mitantara amiko fa novakiany boba ra t@ totohondry ny vavany vadiny taloha refa niady zareo (izaho aloha nahita azy nanenjika ny vadiny t@ carafe d'eau noalzainy t@ izay hoe vakiako @ ty ny lohanao) ary raha tsy teo aho niaro ilay ramatoa de asa fotsiny.
- Faly ery izy mitantara amiko fa valian'ny zanany (tsy ilay vadiko a) sy iadivany ny vadiny (ilay rafozambaviko io) : hoy ilay zanany hoe :'C'est pas toi qui paye le loyer ici, putain c'est pas moi qui a fait ca .... '

Tsy nataoko hitsarana olona akory izao resaka izao fa hitantarako ny zavamisy sy ahitako ny tokony hataoko.
34. Veloo ( 13/09/2007 14:45)
miarina,

eto am-bavaka lesy izy a, tena resy izy.
izahay eto @ sera2 koa dia hivavaka ho anao sy ny fianakavianao
miala tsiny fa tsy misy afa tsy ny fivavahana no ala-olana amin'ny rehetra rehefa tena mino.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3119