mety manana fanantenana amin'io v!

1. frero ( 10/09/2007 09:50)
mety ho enjana ihany zany !.................
novalian'i Fiffi ny 15/09/2007 07:38
2. Fiffi ( 10/09/2007 10:38)
am inn ? fanantenana inn ? :roll:
3. dadie ( 10/09/2007 11:51)
fiffi> tao an tsainy d adinony tampoka ny nitantara aki a,mety momban'ny fanantenana am fitiavana angamba aki a
4. miarina ( 10/09/2007 14:05)
izaho aloha mieritreritra hoe tokony ho tafita aminio e.
Hitako henjana ihany ilay izy nefa nahoana moa no tsy ho tafita kosa
5. Imahaka ( 10/09/2007 15:00)
tsy maintsy tafa io ka, miezaka kely fotsiny
6. tywa68 ( 10/09/2007 15:04)
frero : fanantenĂ na @inona moa zany ?
7. booboo ( 10/09/2007 15:16)
fanantenana @ lé truc angamba ! hihihihi

8. mbaliana ( 10/09/2007 15:36)
:roll::roll::roll:
9. miarina ( 10/09/2007 16:12)
izaho koa ry imahaka dia mievitra toy izany hoe mila ezaka kely fosiny io dia tokony ho tafa
10. Fiffi ( 15/09/2007 07:38)
frero aza tsy hita intsony.....:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1819