Manasa hihinana ô! fais gaffe an

21. fasaly ( 09/09/2007 12:58)
fa otran'ny tsy possible anie io e!
ny any am macdo milahatra,mi passé , mandoha vola, zay vao maka ny kaly....8-)
22. boubounezy ( 09/09/2007 13:01)
ndé mbô anao anizany aky diam's @zay voky sy minana fona a! hahahahahahaha!!
23. karinah ( 09/09/2007 13:13)
Diams: haino aman-jery:?: tsy azko, in ny hifandraisany alou e! fa le fikafika kosa aloha tsy ratsy an!:lol::-D:-D:-D
24. diamondra27 ( 09/09/2007 21:20)
tywa: hihihi, tsy hahalany ny volany marina an

bbnz: bon ap akia sa ho any @ buffalo

25. boubounezy ( 09/09/2007 21:36)
inana lé hena b iny ndray vé? :-D:-D enjana b alou iny é! tena voky lotra za fa misôtra anjy nitondra anay tany. sady @zay mbola nasina kokta b kou:-D:-D:-D ary aiza ny sarytsika2 alou é? ra mbola verina za mbola vonn fa le kely2 ndray @zay ny alaiko an!=))=))=))=))=))
26. diamondra27 ( 10/09/2007 17:19)
:-$:-$
aoka marina e, efa KFC ndray zao fa tsy iny tsony akia a
27. naughtyboy ( 10/09/2007 20:51)
efa niova burger king ony ko:-D:-D
28. diamondra27 ( 11/09/2007 05:16)
naughty: aiza ndray no misy an'izany we?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8183